Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 02/11/2004 23:46)
fisarahana
hivoaka izao ny lalana vaovao momba ny fisarahana,ka ny tena hitako fa tsara sy mifanaraka amin\'ny tena fiainana ao dia ny momba ny mpivady misaratoerana.taloha dia tsy maintsy miandry 6taona ianao v... tohiny
novalian'i sakakely ny 25/07/2005 10:14
tsilan ( 02/11/2004 21:23)
Mampiesona tantsaha fotsiny
Io izany no lohanteny nomeko ilay fifanarahana fanondranana vary mena mankany Italy. Nahoana hoy ianao? Akotry vary mena mantsy no naondrana tany amin\'ilay kaompania italianina. Ny tanjony, dia izy... tohiny
tsilan ( 02/11/2004 21:14)
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana? Mba andramo kely ange eh. Sendra nijoro teo anoloan\'ny fitaratra aho nisolo akanjo. Dia nahita ny tenako niboridana. Tena nanontany tena hoe izao ve i... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 22:59
ahgasy ( 02/11/2004 14:46)
za mba hampidiro
ao am ilay chat azafady e? manko bloque..... tohiny
novalian'i fex ny 03/11/2004 23:27
ikaretsaka ( 02/11/2004 13:56)
ty kibonao e
misy hono bandy be kibo be pijorojoro eo alohana sekolina maternelle izay foana. dia eo foana hono lery rehefa mirava ny mpianatra sy miditra . dia farany hono somary concernee ihany ilay masera di... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:49
ikaretsaka ( 02/11/2004 13:45)
Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?
Efa resaka natsipitsipin-dry Fijo sy ry Ramaso ihany moa ity fa voamariko eto koa Ohatran\'ny hafahafa be ilay izy ry reto fa ato dia hoe rehefa misy resa-pivavahana dia baiboly foana no atao refer... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 23:35
joda ( 02/11/2004 12:30)
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve ity vidimpiainana ity any dago e :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2004 22:25
fatsoraly ( 02/11/2004 04:16)
citations tian\'i ramaso avoaka eto
I directed my question to the Imam and asked: \"Please, correct me if I\'m wrong, but I understand that most Imams and clerics of Islam have declared a holy jihad [Holy war] against the infidels of th... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/12/2004 23:59
fatsoraly ( 02/11/2004 03:52)
European Union
Izy tiy moa dia zava-marina ka manalasala ihany ny hametraka azy any @ hatsikana. LE PARADIA EUROPEEN : Les Allemands fabriquent les voitures, les Anglais font la police, les Français font la cui... tohiny
novalian'i ramaso ny 22/11/2004 17:37
fijo ( 01/11/2004 23:22)
madagasikara /USA
mafotaka ny fifidianana any usa izao.moa ve mety hisy akony any amintsika ny mety ho vokany eo.(ankoatry ny fangalaram bato izay efa haintsika)... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
fijo ( 01/11/2004 21:37)
hira malagasy
manomboka mandreraka be ny hira alefan\'ny havana avy any fa tsy misy hafa tsyhira miteny jesosy.tsy hoe satria tsy mino aho ,fa toa tsy mahita zavatra hambara hafa tsy izany sisa ny \"mpanakanto\"... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2005 17:10
fatsoraly ( 01/11/2004 03:19)
karazam-pinoana?
Taoism: Shit happens. Confucianism: Confucious says, shit happens. Buddhism: If shit happens, it isn\'t really shit. Zen: What is the sound of shit happening? Hinduism: This shit happened before. ... tohiny
novalian'i pitchou ny 21/11/2004 10:29
fatsoraly ( 30/10/2004 06:10)
LMD
mba aharaka ve ireo mpampianatra @ oniversite Malagasy ireo @ fiovan\'ny fampianarana ho LMD? Ny frantsay aza ity toa vizana sy mimenomenona. :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2005 05:29
fatsoraly ( 30/10/2004 05:55)
tena sarotra an!
tena sarotra dia sarotra (tsy miteny aho hoe tsy azo heverina) ny hidiran\'ny rameva @ vodifanjaitra. :°) Fa ny mpanakarena no mety tafiditra @ vodin-drameva :°) Augenzeuge aho :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2004 22:21
xxx ( 30/10/2004 04:33)
mamenatra
mamenatra na tsy président tsony aza izy :oops: http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?8,317071... tohiny
novalian'i papaweks ny 15/05/2005 14:16
heartbreakkid ( 29/10/2004 13:38)
Jésus : info ou intox ? Une imposture de 2000 ans?
Natao ho an\'izay tena manam-pinoana irery ihany ity!! Raha kelikely finoana enao aza mamaky fa hiova fo eo! Jésus : info ou intox ? Par Paul-Éric BLANRUE. Une imposture de 2000 ans?... tohiny
novalian'i kintanala ny 17/02/2005 19:45
nikopol ( 29/10/2004 12:42)
Ny vehivavy sy ny point G
Aiza ny anareo ny point G ? ... tohiny
novalian'i patsa ny 06/07/2005 11:14
nikopol ( 29/10/2004 12:12)
Mijery nono mahasalama
Contempler la poitrine des femmes est bon pour la santé des hommes et les aide à vivre plus longtemps! Voici que révèle une étude réalisée par un groupe de chercheurs allemends. Ces derniers on... tohiny
novalian'i rurik ny 07/03/2005 15:08
xxx ( 29/10/2004 08:39)
mitady olo_tiana matotra
mitady olo-tiana matotra afaka hifapizara fitiavana eto @ ity fiananana mandalo ity... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 22:59
fatsoraly ( 29/10/2004 03:24)
am-pitiavana be
Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra, sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy mana... tohiny
novalian'i ramaso ny 02/12/2004 00:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4457