hira malagasy
1. fijo
(
01/11/2004 21:37)
manomboka mandreraka be ny hira alefan\'ny havana avy any fa tsy misy hafa tsyhira miteny jesosy.tsy hoe satria tsy mino aho ,fa toa tsy mahita zavatra hambara hafa tsy izany sisa ny \"mpanakanto\"
novalian'i xxx ny 20/03/2005 17:10
3. fijo
(
01/11/2004 22:06)
asa aloha fa ny CD nalefan\'ny havana avy any dia izay daholo no ankamaroany ka mankaleo be
4. yonikafopl
(
02/11/2004 21:05)
fijo a! inn ary mandreraka be anao amzany e!! aza henoina de bass, na omeo izay olona eny akaiky eny tia ilay hira ohatra.
Raha ny mpanankatontsika indray dia izay tiany hiraina io fa tsy izay hahafalifaly sy tsy handreraka an\'i fijo akory no ataony, raha i fijo no tsy tia, betsaka ireo mpankafy, ka hard rock henoina ra fijo fa aza hira gasy tsonyraha mandreraka sisa a!! :-P
Raha ny mpanankatontsika indray dia izay tiany hiraina io fa tsy izay hahafalifaly sy tsy handreraka an\'i fijo akory no ataony, raha i fijo no tsy tia, betsaka ireo mpankafy, ka hard rock henoina ra fijo fa aza hira gasy tsonyraha mandreraka sisa a!! :-P
5. fijo
(
02/11/2004 22:54)
ka raha za irery anie no simba tsy koi e.fa raha izao no fandehany ny fivoaran\'ny artita gasy mihintsy no hisy olana.
6. kally
(
03/11/2004 15:05)
Aiza ary Fijo izany?Aza manahinahy foana fa tsy hitanao angaha ireo hira hafa be dia be ireo : toy ny asio kilimitiny,fiainana dangodango,bodaboda... :wink: ..ireny henoina raha mampatahotra anao ny hira fitoriana filazantsara e!
7. ikaretsaka
(
03/11/2004 15:10)
na ireny ilay 12h05. an-rah kicky
Samoela
Silo (T ho anao)
Francis Turbo
ireny ko lety e
Sady reny misy ilay resaka kaly\" ankafizin\'ela
Samoela
Silo (T ho anao)
Francis Turbo
ireny ko lety e
Sady reny misy ilay resaka kaly\" ankafizin\'ela
8. kinaoly
(
03/11/2004 15:18)
fijo> ka zany ndray zao no halafosana koa, izay be mpitady any no produiser-na :^) , otran\'ny we nisy fotoana kaiamba no be mpitady
9. yonikafopl
(
03/11/2004 19:38)
fa nga raha manao hira ara-pilazantsara ry fijo dia tsy mivoatra?? hafa ndray iny
10. fijo
(
03/11/2004 21:52)
yonik>ny tiako lazaina amin\'ilay hoe tsy mandroso dia tsy mba miova thema mihintsy.
kinaoly>izay tokoa angaha
kinaoly>izay tokoa angaha
13. yonikafopl
(
05/11/2004 15:20)
ari.malala hihihihi mety ho izay angamba.
soa fa nisy bekorontana mbola miandry an\'i fijo
soa fa nisy bekorontana mbola miandry an\'i fijo
16. fijo
(
08/11/2004 21:32)
ka efa hain\'ny fianakams letsy izany fa tsy mila ireo aho fa dia mbola totofana an\'ireo ihany a.
na ry tselatra aza ve letsy mba manao koa ko inona intsony izany le.
na ry tselatra aza ve letsy mba manao koa ko inona intsony izany le.
18. fijo
(
09/11/2004 21:04)
ka ry zareo no mandefa ko.raha ny tiako ve letsy tsy ricky sy mahaleo ary eric manana no ataoko betsaka ato fa tssssss
19. jabeta
(
10/11/2004 06:38)
marina aloha fa raha de hira filazantsara rano iray kosa de mahamonamonaina kanefa mahaiza manavaka ny hoe \"MIHAINO\" mozika sy ny hoe \"MANDRE\" mozika. Ka aiza ho aiza no misy an\'i toi fijo @ ireo kilasy 2 ireo? Raha tsorina ny 1er musicien sary ny 2ème méloman fotsiny. OK!!!!