hira malagasy

21. eisy ( 29/12/2004 06:18)
Ka aty amin\'ny tanàna kosa anie ohatran\'ny hoe Andriamanitra indray izao no dradradradraina mba ahazahona vola e!
de lasa mpanao hira aram-pilazantsara sy Pasteur daholo ny te hahazo vola haingana
Nôfa be nefa zany e!
22. fijo ( 29/12/2004 22:54)
vola io ko
23. eisy ( 30/12/2004 05:56)
Fa nga vola ihany no fiainanaeeeeeeee!
24. fijo ( 30/12/2004 20:36)
izay no tadiavintsika rehetra ireto .ary tsiriritin\'ny rehetra koa
25. eisy ( 05/01/2005 08:57)
de ho averina amidy indray ve zany Andriamanitra fa efa lany ilay telompolo taloha!!!
26. yonikafopl ( 05/01/2005 17:51)
:?: :?: :?:
27. eisy ( 06/01/2005 05:20)
yonikafopl a! le telompolo nomena an\'i Jodasy tia vola io raha tsy azonao!!!
28. yonikafopl ( 06/01/2005 21:22)
eisy nga hividy raha hamidy njay Izy?? :roll:
29. fijo ( 06/01/2005 21:22)
vola aby izany ka
30. bingo ( 10/03/2005 13:33)
aaaayyyyy fijo kou masositra an. vo lasa any andafy njy de anjemanitsa sahady no lavina. arao fotsiny reo evitry ny rehetra ireo de manja e.
31. iartistika ( 10/03/2005 17:18)
ôzaty ho anà ny cd an'la ry fijo rôfa tsy revin'elà :-D :-D
32. xxx ( 20/03/2005 17:10)
salegy sy tsapiky asaina alefandry zareo raha leo be ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564