Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?

1. ikaretsaka ( 02/11/2004 13:45)
Efa resaka natsipitsipin-dry Fijo sy ry Ramaso ihany moa ity fa voamariko eto koa

Ohatran\'ny hafahafa be ilay izy ry reto fa ato dia hoe rehefa misy resa-pivavahana dia baiboly foana no atao reference ato dia raikitra ny anki-tanisa andalana!


Ity forum ity dia forum fivavahana sy finoana fa tsy forum kristrianisma ary tsy voatery mamaky baiboly daholo.

ny tokony atao angaha dia hoe mino fa misy hery miafina ao manazava ny saintsika.sy fametrahantsika ireo zavatra tsy voafaritsika ny fiandohany.. (io ny basen\'ny finoana voalohany amiko.
izay vao mandeha @ zay ny resaka Andriamanitra Israely e, andriamanitry ny malagasy e.. Allah e.. sns

Tsary ho voatery ho mivavaka=mamaky baiboly.
misy ny mamaky apocryphes
misy y mamaky tantaran\'olomasina
Misy ny manao toko sapile sy raozery
misy ny mitsongolobody any anaty mosque
misy ny mandondona ny lohany eo @ tambohon\'ny fitomaniana
misy ny manoa meditations lalina
misy ny manao sorona dorana
Misy ny manatitra akoho lahy mena any @ toerana masina..
sns sns..

FIVAVAHANA SY FINOANA ABY IZANY!

Raha ny hevitro dia any ny alalahana fa tsy heo satria hozizy ny baiboly .. na hoe satria hozizy ny coran dia izay ihany.
novalian'i felicia ny 03/04/2005 23:35
2. kally ( 02/11/2004 13:57)
Olona samy manana ny finoany no eto dia samy maneho ny fomba finoany ka tsy misy tokony ho rarĂ na angamba hoe aza mitanisa andininy na aza milaza an\'izao,malalaka kosa angamba hoy aho haneho izay heveriny fa mety aminy dia izay mahatsiaro ho mitovy firehana manampy moa izay tsy mahazoazo, manokatra lohahevitra mifandraika @ fireham-pinoany sa ahoana?
3. ikaretsaka ( 02/11/2004 14:06)
ka izay mihitsy..
fa misy manana ny fireyham-pinoany eto dia avoboka be ohatran\'ny inona..
4. yonikafopl ( 02/11/2004 19:02)
avoaboaka be ohatran\'ny inona ry ika a!!
samy mamoaka ny heviny io ka raha mamoaboaka ny sasany dia mba avohay koa izay hinoanao e!!!
5. fatsoraly ( 02/11/2004 22:19)
amiko ry zareo ny fivavahana dia fivavahana kristianina, nolovaina t@ judaism ihany, ka ny fanazavana resaka momba an\'io no ahatongavako eto. Ny ankoatr\'izay amiko dia \"finoanoam-poana\". Izay ny finoako ary tsy ahy irery fa an\'ny olona mitovy finoana amiko koa.

Aminareo ny fivavahana mety zavatra hafa dia anjaranareo izay ka fikiro hatr@ farany :-D

\"Ary niverina nankao amin\'ny lehilahin\' Andriamanitra izy mbamin\'izay rehetra nanaraka azy, dia tonga tao ary nitsangana teo anatrehany ka nanao hoe : Indro, fantatro fa tsy misy Andriamanitra amin\'ny tany rehetra, afa-tsy ato amin\'ny Isiraely ihany; koa masina hianao, raiso ny saotra aterin\'ny mpanomponao.\"II Mpanjaka 5, 15
6. fijo ( 02/11/2004 22:23)
io fehezindramaso io mihintsy ilay fisainana tsy mahomby.mihevitra ny sasany fa rehefa tsy ao dia tsy izy.ny ahy izao ny finoako dia ny tsy mino.samy sty mbola nisy nahita izay tany ambadika tany isika,ka aza milaza ho mahalala be ny tsy hita ny sasany e.samia manaja ny an\'ny hafa dia milamina io.
7. fatsoraly ( 02/11/2004 22:36)
Tsy mbola nisy nisakana an\'lisany tsy hitanisa Quran na boky hafa izay tian\'lisany. Mba mahagaga ihany anefa ity fanenjehan\'ialahy isany ny olona miaro ny finoana kristianina.

Aza misafidy ny tsy marina raha te hiavaka @ hafa.

Do not choose to be wrong for the sake of being different.

8. fatsoraly ( 02/11/2004 22:42)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m41870a16c3042 aho izao nitanisa Quran. dia maninona?

Ny marina tsy mba maty
9. fijo ( 02/11/2004 23:34)
iza no tsy hofaty le????
10. fatsoraly ( 03/11/2004 01:24)
ny marina tsy mba maty.

izay mino an\'i Kristy koa na maty aza mbola ho velona indray, ary raha \"velona\" (velona ao aminy) dia tsy hanandrana fahafatesana mandrakizay, araka ny voalazany.
11. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:48)
dia ialahy izany kristianina mpamaky baiboly ra fatsoraly..
izaho mety kristianina mpanao toko saple .. ela mety ilay mpitsimpona andalana za mety ilay mpanaraka lalan\'ny hazo fijaliana..
dia ahoana?
12. fatsoraly ( 03/11/2004 04:53)
n\'importe quoi....
misy koa ve lesy ny kristianina mpitsimpona akotry? Ary ny mpanao toko sikidy? hahaha!
\"Sambatra ianareo raha enjehin\'ny olona noho ny amiko\", hoy Kristy
13. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:03)
tsy maintsy \"sola sctriptura\" izany vao krisrianina ?
14. fatsoraly ( 03/11/2004 05:08)
rehefa teraka ka manana anarana hoe Chris ry anona dia \"krisrianina\" ah! Ary tsy voatery ho \"sola\" fa misy koa ny zazakely misy volo. hahaha!

Vazivazy iray an-dalana fa ivereno vakiana hatrany am-boalohany ity lohahevitra ity fa aza mivily lalana na manodin-dresaka.
15. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:13)
tadiavo aloha ny dikan\'ny sola sciptura\" dia mba serieux rehefa mivavaka
16. fatsoraly ( 03/11/2004 05:16)
charite bien ordonnee commence par soi meme!

charity begins at home.
17. fatsoraly ( 03/11/2004 05:19)
sady za lesy vendrana sy tsy serieux ka tsy mahay ny dikan\'ny \"sola sciptura\" sy ny \"sola sctriptura\" notenenin\'ialahy fa \"sola scriptura\" no mety mba ho takatry ny saiko kely monja
18. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:23)
ao lo tsipona kely ary
Asa 8;30 :-D
19. fatsoraly ( 03/11/2004 05:25)
sambatra elah mahay ny dikan\'io sady serieux hahaha!
20. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:32)
tsy mety zany fa mba meteza mitovy amiko... @ zay samy olona de mba sambatra fa lasa tsy maha sambatra be ilay mijery an\'ilay tsy sambatra avy eny an-tanin\'ny sambatra e.
Sady samy mpivavaka de mba equal koa letsy e..
efa tsy misy mpitondra sy entina ho\'zy ralavavolo..
Zany mo o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282