Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?
41. fatsoraly
(
03/11/2004 23:50)
Tsy fifidianana anie lesy izy ity ramaso e. Firy no nanara-dia an\'i Kristy t@ izy tety an-tany dia firy no contre azy ireo? Aleo aho ho isan\'ilay \"tsy normal\" fa tsy maninona e. :)
43. kinaoly
(
04/11/2004 10:41)
fatsoraly> vao maika manamafy ilay hoe tu es en contradiction avec toi même, elà miseho ho kristianina be nefa rehefa ohatra ka tsy mifanaraka @ hevitrelà ilay andalana dia tsy raisinlà fa dinganinlà tsotrizao :-o , ankoatra izay,
mbola betsaka ireo kristianina na gasy na hafa firenena mampiaraka tsara ireo fombandrazany (pratiques paiennes) @ fivavahana @ baiboly, inn no hilazana azy ireo izany ?
inn koa no azo hambara @ katolika mivavaka @ olomasina fa tsy amin\'Andriamanitra irery ihany, tsy maninn atao hoe tsy mahalala baiboly no elà za fa aiza ho aiza ny andalana mampanao an\'izany ao anaty baiboly? inn koa izany no hiantsona izany fomba izany ?
tsy mitsikera fahatany ny baiboly aho fa tadidio fa olombelona koa anie no nanoratra an\'io
tsy azo heverina fa marina mihintsy ve hoe, ny finoana fa misy Andriamanitra tokana dia tsy firehankevitry ny kristianisma irery ihany, ka mety ho azo dinihina ny hoe Andriamanitra dia iray fa ny anarany no miova araky ny firenena mandray ilay finoana. :-P
subjectif ny finoana , tsy mbola misy vérité générale azo apetraka fa marina dans l\'absolue ka otran\'ny mahagaga ihany ilay filazana hoe mpinompino foana izay tsy kristianina :-P

44. fatsoraly
(
04/11/2004 10:51)
kinaoly> azafady avereno vakiana kely izay voasoratro fa TSY mbola niteny aho hoe \"mpinompino foana izay tsy kristianina\"
Ny nambarako dia hoe Ankoatran\'ny fivavahana kristianina AMIKO dia finoanoam-poana. @ maha kristianina ahy, Andriamanitra Rain\'i Jesoa Kristy irery ihany no Tompoiko.
Asa na mila averina impiry izy ity fa aleo azavaiko @ fehezanteny hafa. Raha kristianina ianao kanefa mino zavatra hafa ankoatran\'ny finoana kristianina dia minomino foana ianao izay!
Raha resaka fiangonana sns... aleo ianao no mijery azy ao @ Baiboly fa ao daholo ny karazam-piangonana rehetra. Vakio ireo fiangonana fito ao @ bokin\'ny fanambarana fa ireo mahasokajy azy rehetra.

45. fatsoraly
(
04/11/2004 11:01)
kinaoly> raha kristianina aho izao ka manao io nosoratanao io hoe \"mampiaraka ireo fombandrazana @ baiboly\" dia minomino foana aho satria TSY miaraka ireo raha kristianina.
46. kinaoly
(
04/11/2004 11:10)
fatsoraly> inn no mahasamihafa an\'izany ?
fa maninn no tonga dia hoe finonoampoana ?
rehefa tsy tsara amlà zany dia tonga dia ratsy ? :!: :?:

47. fatsoraly
(
04/11/2004 11:17)
tsy hoe rehefa tsy tsara amiko, fa rehefa mifandipatra atsimo sy avaratra @ finoana kristianina misy ahy, dia \"finoanoam-poana izay @ maha kristianina ahy\".
48. pitchou
(
04/11/2004 11:31)
angamba tsy tokony ampidirina ao anatin\'ity resaka fivavahana (kristiana) ity ny fomban-drazana sao lasa lavitra loatra! satria ny fomba rehetra raiketin\'ny baiboly (ary tadiavin\'ny kristiana gasy arahina) dia fombana firenena iray fa tsy hoe fomban\'Andriamanitra akory! Indrindra fa ny tompon\'ilay fivavahana aza tsy miraharaha izay hanaja ny raiketin\'ny baiboliny dia ny hafa no matimatiny!
Dia raha te-hiresaka ny baiboly dia aleo angamba izy manontolo no resahana fa tsy mitsimpona andalana izay mahafinaritra fotsiny! otran\'ny hoe te-hiresaka ilay fable de La Fontaine hoe le corbeau et le renard dia tsy mijery afatsy ny andalana hoe \"il ouvre un large bec!\" tsy fantatra na hanoaka na hihira na hikiaka satria tsy hay ze teo alou tsy hita ze tohiny!
Ny finoana dia izay inoanao ao anatinao ao, tsy ampitahainao @ ny an\'ny hafa (hoe ny ahy no mety ny an\'iry finoanoam-poana) ! asa raha isan\'ny fahendrena alou le mizesta @ finoana e!

49. fatsoraly
(
04/11/2004 11:37)
pitchou> tena maniry dia maniry ny hiresaka ny Baiboly iray manontolo aho raha izay no tadiavinao.
Izaho koa tsy mampitaha @ hafa fa araka ny nolazaiko hoe: \"Raha kristianina aho kanefa mino zavatra hafa ankoatran\'ny finoana kristianina dia finoanoam-poana izay @ maha kristianina\"
Tsy haiko raha mizesta ny fomba fanoratro fa dia ialako tsiny raha izay no fahitanao azy.

51. fatsoraly
(
04/11/2004 11:49)
pitchou> Angamba tokony resahantsika i hery dia manokatra lohahevitra hoe Baiboly dia ao isika miresaka sy miara-mianatra ny Baiboly iray manontolo?
53. kally
(
04/11/2004 14:11)
Izaho koa ve mba mahazo miteny???
Ny fanontaniana moa hoe Izay ao anaty Baiboly ihany ve? Dia ho ahy ny valiny ny Andriamanitra inoako dia Fitiavana,izay rehetra mino , manantena ,mampanjaka ary mikolokolo ny Fitiavana dia mitovy finoana amiko.Kely dia kely anefa ny fahaizako hikolo an\'io Fitiavana io fa ny Baiboly no nentina nampianarana ahy hanatrarana ny Fitiavana.

54. tsilan
(
04/11/2004 20:43)
Ny vavaka = vava aka = vava midanaka = fanandratam-peo sy fanahy amin\'ny hery inoana fa mahavita ny tsy vitan\'ny tena. Ka na amin\'ny olana lehibe na amin\'ny fitantanana ny ho avy.
Baiboly, Koroany, ny tonon\'andro sns = fitaovana fanamafisana ny finoana

55. ikaretsaka
(
04/11/2004 22:16)
kally> tsy mety angaha raha ohatra heo voky hafa momban\'ny fitiavana koa no manampy anao hanatratrarana ny Fitiavana (mba laisa ny saiko fa tsy hoe an an)
57. fatsoraly
(
05/11/2004 02:20)
ikaretsaka angaha lasa mpanenjika Baiboly? Izay miresaka Baiboly rehetra kianina avokoa?
58. ikaretsaka
(
05/11/2004 03:25)
apetraho ho an\'ny baiboly ze an\'ny baiboly de ho an\'ny fivavahana izay fivavahana.
dia tsy voatery ho baiboly ange no ahitana fitiavana e

60. ikaretsaka
(
05/11/2004 03:42)
za tsy heo tsy ti abaiboly..
fa ny ahy hoe tsy ny baiboly ihany no fitaovam-pivavahana. ary tsy izay voasoratar ao ihany no hoe
azon-drangahy @ zay?