Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?
121. sahary
(
07/01/2005 04:05)
ka hihinana sifotra/dinta/kakana... zany pitchou sa tsy hihinana... daiiiiiinnnnnn (za lou tsy hanoroka anao raha izany).
122. sahary
(
07/01/2005 04:05)
ka hihinana sifotra/dinta/kakana... zany pitchou sa tsy hihinana... daiiiiiinnnnnn (za lou tsy hanoroka anao raha izany).
123. ranini
(
07/01/2005 09:33)
zao re noiz ry pitcou a!eano rehefa manao philo de mapiasa citation isan-karazany;mba hanamarinanao ny hevitrao sa tqsy izay?Mampiasa ny citations ny socrate platon descartes sns....Tsy maintsy hoe ny olona amalaza t@ philo no akaznao argument hanazavanao ny hvt .Toa izay koa raha resaka fivavahana,tsy maintsy hoe misy resaka Jk mosesy sy ny namany... COnclusion: Kristiana enao =baiboly no arainnao,musulman enao= coran no harahinao judaisme enao torah no arahinao Koa r resaka fivavahana Xana no anontanianao na ny olana de tsy maintsy ao anaty baiboly foana no misy azy D\'acc . :wink:
124. ikaretsaka
(
07/01/2005 20:29)
ranini= za kristianina fa za tsy manaraka ny baiboply ihany.. tsy misy kozy mihitsy manko hoe haiko isan\'andalana sy arahako isan\'andininy io fa io no anadinana ahy ary @ masindahy piera!
125. pitchou
(
07/01/2005 20:35)
izaho aloha tsy mandany andro mitanisa izay nolazain\'ny hafa rehefa miresaka e! izay eritreritro no lazaiko tsinona fa tsy ny an\'ny hafa!
izaho miombon-kevitra @ karetsaka @izay! sady ny raharaha @ ny olona mitanisa toko sy an-dalany manko dia izay mahafinaritra azy fotsiny matetika no teneniny dia misy tohiny eo fa tsy lazainy akory!
izaho miombon-kevitra @ karetsaka @izay! sady ny raharaha @ ny olona mitanisa toko sy an-dalany manko dia izay mahafinaritra azy fotsiny matetika no teneniny dia misy tohiny eo fa tsy lazainy akory!
126. ikaretsaka
(
07/01/2005 20:50)
izay mihitsy.. iraha tsiponina ohatran\'izay manko ilay izy de lasa ohatran\'ny hoe ny nety t@ zakaiasy ve hiety @ pitchou ohatra?
127. pitchou
(
08/01/2005 18:09)
tena tsy mety mihitsy!!!! raha ny sitrapon\'i zakaiasy v tsy hisaron-tava daholo ny vhv nefa aho tsy mety amiko zany! zao aza efa sempotra hanan\'ny hafanana kou!
128. felicia
(
03/04/2005 23:35)
za kristiana donc hiezahako arahina le baiboly...fa na izany aza tsy tsy mahavita mampihatra an-tskany sy han-davany ny rehetra rehetra..fa il faut admirer las autres ao amin'ny finoana...des fois les boudistes mampihatra kokoa ny finoan-dry zareo eo amin'ny fiainany par exemple..pour moi il faut avoir respect pour tout sinon ca devient fanatisme...misy fahamarinana ny finoana rehetra satria tout est basé @ fitiavana,fa anjaran'ny tsirairay no mampihatra izay finoany....tsy mety le hoe:NY ANAY IHANY NO MARINA NY HAFA REHETRA MANDEHA ANY AMIN'NY AFOBE :roll: