Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?

21. fatsoraly ( 03/11/2004 05:37)
Voninahitra an-tsobika tsy atao am-patambary.
Ho an\'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra.
22. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:40)
\"hoan\'andriamina irery ihany ny voninahitra\"
Hoziza?
(sola Scriptura?)
AMDG :^)
23. fatsoraly ( 03/11/2004 05:43)
\"andriamina\" angaha ny anaran\'izany ivavahan\'ialahy izany? sa io ilay hoe mahazoa vady \"andriamina\"? hahaha
24. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:56)
Ok oK ..
averina ny lohahevitra ary:
Mpandefa : fatsoraly
03/11/2004 01:19:59

Lohateny : Val : Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?

amiko ry zareo ny fivavahana dia fivavahana kristianina, nolovaina t@ judaism ihany, ka ny fanazavana resaka momba an\'io no ahatongavako eto. Ny ankoatr\'izay amiko dia \"finoanoam-poana\". Izay ny finoako ary tsy ahy irery fa an\'ny olona mitovy finoana amiko koa.


Ok.. kristrianina izany ialahy.. za koa..
Misy tsy izy (tsy kristianina) saingy tsy zoantsika sy ialahy ny mitsara azy ho \"minomino foana\" Raha tena hoe Kristianina izany isika..
Tsy anjarantsika izany fa ilay an\'ilay Andriamanitra inoantsika .

Fa ny nanontaniako tany amboalohany dia hoe Fivavahana=izay ao anaty baiboly ihany?
-> Io tsy mbola novalian\'ialahy anie

Za efa namaly ary nataoko hoe fivavahana aby izay manaja sy manaiky fa misy hery (Force fa tsy Rahery an) tsy voafaritra mifehy izao tontolo izao..
ny sisa dia araky ny tenin\'i fijo oe samy manana ny doctrine sy ny fheverany io hery io aby ary anisan\'ireny ny kristianisma sy ny baiboly!
25. fatsoraly ( 03/11/2004 06:04)
Aleo averiko tanteraka mihitsy fa tsy tapahina.

amiko ry zareo ny fivavahana dia fivavahana kristianina, nolovaina t@ judaism ihany, ka ny fanazavana resaka momba an\'io no ahatongavako eto. Ny ankoatr\'izay AMIKO dia \"finoanoam-poana\". Izay ny FINOAKO ary tsy ahy irery fa an\'ny olona mitovy finoana amiko koa.

Aminareo ny fivavahana mety zavatra hafa dia anjaranareo izay ka fikiro hatr@ farany :-D

\"Ary niverina nankao amin\'ny lehilahin\' Andriamanitra izy mbamin\'izay rehetra nanaraka azy, dia tonga tao ary nitsangana teo anatrehany ka nanao hoe : Indro, fantatro fa tsy misy Andriamanitra amin\'ny tany rehetra, afa-tsy ato amin\'ny Isiraely ihany; koa masina hianao, raiso ny saotra aterin\'ny mpanomponao.\"II Mpanjaka 5, 15
26. ikaretsaka ( 03/11/2004 06:12)
ka ilay mtsara ange oe \"minomino foana\" no tsy mety e
sady tenin\'ny mpanjaka (tsy kristianina) no anamarinan\'ialahy azy fa tsy tenin-dralavavolo.
sady contradictoire be ilay izy hoe

Aminareo ny fivavahana mety zavatra hafa dia anjaranareo izay ka fikiro hatr@ farany


sy ny tohiny
ohatran\'ny hoe
hoe tazomy dia..

vakio ty (dia apetrak\'ialahy ilay verses)

...dia aza tazomina ilay inoanao teo ....

:-D
Mba lozika e
(dia mazotoa mitsipona typo ko sefa avy mitsipona andalana baiboly... somommga io sao miaka-bozona eo indray an)
27. fatsoraly ( 03/11/2004 06:17)
izay no maha kristianina ahy. Tsy mino zavatra hafa fa rehefa tsy fivavahana kristianina AMIKO dia finoanoam-poana.

28. ikaretsaka ( 03/11/2004 06:19)
dia manontany tena aho hoe tena IZY ve ialahy?
satria ny tena izy tsy mitsara!
(tsy mitsara za eo fa manontany tena an)
29. fatsoraly ( 03/11/2004 06:24)
anontanio tsara ny tenan\'ialahy dia teneno ahy ny valiny @ manaraka.

Izaho indray anefa miala tsiny fa tsy afaka hanontany tena ny @ ialahy fa anjaran\'ialahy sy \"vie privee\" an\'ialahy izany ka fikiro hatr@ farany :-D

Raha ny fandavaKO tsy hanompo afa-tsy Andriamanitra Rain\'i Jesoa Kristy sy fandavaKO TSY MINOMINO foana no atao hoe mitsara dia mitsara aho izany.

30. ikaretsaka ( 03/11/2004 06:31)
ka le zavtra avoakan\'ialahy ange anthithese be dia misawal ny olona fa azavao tsara aloha e.
ela manao eny nefa doctrine mifanohitra @ le lalana voalohany maha eny no avoakan\'ialahy..
de ao no tsy azoko!
dia anontaniako an\'ialahy mba ho hazavain ialahy @ nyolona!
hoa ahoana marina..

Tsotra ohatran zany anie le izy e!
tsy hoe mitsara izahay y fa tsy mahazo dia manontany
ary tsisy idiran\'ny vie privee an\'ialahy matoa narantiratsy teto ilay izy..
dia ahoana indray??
31. fatsoraly ( 03/11/2004 06:41)
taiza ho aiza lesy izany izaho nanao ENY izany fa efa lasa jamba koa angamba aho ka tsy mahita tsara? hahaha
32. moi ( 03/11/2004 07:59)
Mba hitondra anjara kely moi.
Marina fa raha fivavahana no tenenina dia tsy ny christianisme ihany, fa ao ny boudhisme, sy izay ... isme isme rehetra any.
Ka raha ny fanontaniana no itondrako valiny dia tsia : Tsy izay ao anaty baiboly ihany no fivavahana !
Fa raha izaho manokana aloha dia manambara fa maro ny fivavahana fa ny baiboly no mitondra soa ho ahy. Sady malalaka fa tsy mba teritery, satria misy safidy ao.

Mon Dieu est le Dieu des Dieux, l\'Alpha et l\'Omega
33. kinaoly ( 03/11/2004 11:22)
moi> tsara be zany :D
fatsoraly> tsy haiko fa otran\'izay andalana mahamety ny hevitrelĂ  any no raisinlĂ  ao anaty baiboly an , misoratra ao koa hoe : aza mitsara mba tsy ho tsaraina, nefa amiko toa mitsara izany milaza izany fa ny ankoatra-ny kristianisma dia finonoampoana :?: :!:
34. ikaretsaka ( 03/11/2004 13:14)
bien kinaoly.

Io ilay nanontaniako azy hatramin\'volohany ange e:
De hoe ohatran\'ny tsy mifandraika ilay firehana sy ilay zavatra tandrovana.. sy ilay zavatra lazaina fa \"marina\" sy ny \"porofony\"


moi> misaotra fa voavalinao ny fanontaniana.
35. fatsoraly ( 03/11/2004 22:10)
kinaoly> Raha ny fandavaKO tsy hanompo afa-tsy Andriamanitra Rain\'i Jesoa Kristy sy fandavaKO TSY MINOMINO foana no atao hoe mitsara dia mitsara aho izany. Dia maninona? hahaha!

ikaretsaka> taiza ho aiza lesy izany izaho nanao ENY izany fa efa lasa jamba koa angamba aho ka tsy mahita tsara? hahaha
36. fijo ( 03/11/2004 22:43)
fatsoraly>ialahy sady mitsara no manavaka.ka raha toa izay koa io andriamanitr\'ilahy io dia aleo miala pa fa loza be.
ny baiboly koa anie ka boky e.toa an\'i tintin sy zambla .ary isika hofaty aby fa aza be resaka hoe tsy hoafy izany izay mino.
mireve tsara aloha dien\'ny mbola velona fa izay maty any efa vita ny aminy.
37. fatsoraly ( 03/11/2004 22:52)
fijo> hahaha! ny Baiboly boky saingy tsy mitovy @ boky rehetra satria \"teny manan-danja\" no hita ao.

\"Tamin\'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin\'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
Izy dia tao amin\'Andriamanitra tamin\'ny voalohany.
Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona.
Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin\'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy\"
Jaona 1: 1-5
38. fatsoraly ( 03/11/2004 23:16)
izaho anie manaiky fa raha ny fandavaKO tsy hanompo afa-tsy Andriamanitra Rain\'i Jesoa Kristy sy fandavaKO TSY MINOMINO foana no atao hoe mitsara dia mitsara aho izany e.
Dia dinoho ary ilay hoe inona ny \"minomino foana\" @ izay heverinareo fa \"fivavahana\" tsirairay avy.
39. fatsoraly ( 03/11/2004 23:32)
andalana mahamety ny hevitro ahoana fa hitan\'ialahy fa mety angaha ilay hevitro? hahaha! miala tsiny lesy fa tsy hevitro ireny fa Teny ao @ Baiboly ah (tsy novaiko na kely aza). Ka raha misy mahatafintohina an\'ialahy ny Teny ao @ Baiboly dia mihevera tena.
hahaha
40. fatsoraly ( 03/11/2004 23:39)
dia tokony hihevi-tena izy raha kristianina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0727