Ny vehivavy sy ny point G

1. nikopol ( 29/10/2004 12:42)
Aiza ny anareo ny point G ?
novalian'i patsa ny 06/07/2005 11:14
2. kally ( 29/10/2004 15:09)
Eo akaikin\'i G Maika. :roll:
3. kinaoly ( 29/10/2004 15:19)
kally> hihihi :-P
nikopol> mitady facilité ndray lery
4. xxx ( 29/10/2004 15:40)
kally> :-D sa G rbor?
5. chipie1 ( 29/10/2004 16:34)
avia tedavo de ho hita eo :-P :-D
6. nikopol ( 29/10/2004 16:43)
Eo de milelamolotsa eo! :lol: Ianao io an! za ty !
Avelao za mba ho mandimandina wa eo anilanao eo ! :-*
7. jhouhlambout ( 29/10/2004 17:20)
chipie1> tandremo ary mitsaoka :-D
8. mumu ( 29/10/2004 20:40)
chipie1 njy mou tsy mitsôka zany ô???

nikopol zany hono tediavo nen\'ny chipie1!!
9. chipie1 ( 30/10/2004 07:32)
mila sou papa ve :wink:
10. mumu ( 30/10/2004 10:20)
sao de mila plan nikopol??
11. chipie1 ( 30/10/2004 10:42)
eo anelanelany ny F sy ny H
zayyyyyyyy :lol:
12. lema ( 30/10/2004 13:28)
atoroy wa le fika mba anomezana fafiny ny andriambavilanitra mitoy aminreo fa aza ty tena hoatranio
13. nikopol ( 30/10/2004 15:07)
mumu sy chipie manana plan de metro nga nareo?
Kinaoly facilité ahoana ary zany? facilité de paiment ve? :lol:
14. nir ( 31/10/2004 09:31)
hita eto fa sain-jaza daholo fa tsy mba mantotra
15. mumu ( 31/10/2004 14:07)
refa tsy faly ry nir de aza mamaly aaaaaa!!!!

ndana mankany any amin\'ny resakolo\'ndehibe raha tsy mahataty ny eto e!!!!

nikopol za tsy manana fa tsy mba mande métro zany!!!
16. nikopol ( 31/10/2004 18:30)
Za mba G ry mumu (gaga ny dikan\'ilay G) !! fa nga refa miresaka fahafinaretana ara-batana dia zaza ry nir !!! Ianao sô dia koincé(e) mila menaka ?
Chipie inona le anelanelan\'ny F sy H ? (Femme sy Homme ve) hihihi sa G! :lol:
17. chipie1 ( 31/10/2004 20:44)
sao de mifandiso resaka aza ry nikopol!!
18. fijo ( 01/11/2004 21:15)
nir ;mba mianara manaraka ny fisainana\'ny sasany fa tsy henjana be toa io.
chipie>mila mpitady nga ndry?
19. fijo ( 01/11/2004 23:24)
sady mihinana chips no mitady point G.milay an.
20. nikopol ( 02/11/2004 14:45)
Ze mahita alou milaza an!
Samy mitady ny azy !
Manome idée le resak\'i fijo minana chips sady mitady point G : inona marina zao no sakafo tsara hoaninana eo ampanaovana lamouro?
Ny mihinana cacawouety zao mety tsara an!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4337