Ny vehivavy sy ny point G
63. fijo
(
16/11/2004 22:53)
kally >aoka moa fa tsy.matoa anie izahay manindrona dia marary mila tsindrona izay ianareo e.
bichette>tena te ahalala izany ve ndry?
bichette>tena te ahalala izany ve ndry?
64. dezy
(
18/11/2004 14:20)
mbola tsa hita ndriky isany aby le point G ve atr@zao e???soloy kambo-tenda fa iny mora hita :-P :-D :-D :-D :-D :-D
66. ikaretsaka
(
19/11/2004 04:40)
Ny dikan\'ilay G raha azoko tsara dia GOka... ka tsy misy mahita azy raha tsy ireo efa Goka..
67. jas
(
19/11/2004 05:12)
AZA AVILY2 LEROA RESAKA F TONGA D TSORY F OH HAFA2 B MIHAINO IZY. EOA
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/jas ny 19/11/2004 05:13
68. bichette
(
19/11/2004 08:06)
ny pont G izany tamin\'ny physique toa centre de gravité, dia amiko foitra (fôtra) ny point G satira ny equilibre eo amin\'ny kibo
71. bichette
(
22/11/2004 15:11)
centre de Gravité, ilay point G dia avy amin\'ny hoe \"G\"ravité (gravité). Raha hoe interne dia eo aminn\'y niveau ny diaphragme indray
73. jhouhlambout
(
22/11/2004 18:31)
bichette> avy @ Graffenberg i docteur Graffenberg, izay nampalaza ilay izy eraky ny tanàna. Satria nanao expérience t@ vadiny izy dia avy eo notantarainy t@ boky :-D
74. nikopol
(
22/11/2004 19:28)
Ary ny bandy ve mba misy point G? Ny ahy, miakina amin\'ny sipa fa indraindray ny tenako rehetra lasa point G daholo !
76. bichette
(
23/11/2004 10:25)
mahay inn i mumu ? mahita point G ?
goka aona àry ? inona no dikan\'izany ? angaha misy hoe goka izany koa ny olombelona ?
goka aona àry ? inona no dikan\'izany ? angaha misy hoe goka izany koa ny olombelona ?