Ny vehivavy sy ny point G
6. nikopol
(
29/10/2004 16:43)
Eo de milelamolotsa eo! :lol: Ianao io an! za ty !
Avelao za mba ho mandimandina wa eo anilanao eo ! :-*
Avelao za mba ho mandimandina wa eo anilanao eo ! :-*
12. lema
(
30/10/2004 13:28)
atoroy wa le fika mba anomezana fafiny ny andriambavilanitra mitoy aminreo fa aza ty tena hoatranio
13. nikopol
(
30/10/2004 15:07)
mumu sy chipie manana plan de metro nga nareo?
Kinaoly facilité ahoana ary zany? facilité de paiment ve? :lol:
Kinaoly facilité ahoana ary zany? facilité de paiment ve? :lol:
15. mumu
(
31/10/2004 14:07)
refa tsy faly ry nir de aza mamaly aaaaaa!!!!
ndana mankany any amin\'ny resakolo\'ndehibe raha tsy mahataty ny eto e!!!!
nikopol za tsy manana fa tsy mba mande métro zany!!!
ndana mankany any amin\'ny resakolo\'ndehibe raha tsy mahataty ny eto e!!!!
nikopol za tsy manana fa tsy mba mande métro zany!!!
16. nikopol
(
31/10/2004 18:30)
Za mba G ry mumu (gaga ny dikan\'ilay G) !! fa nga refa miresaka fahafinaretana ara-batana dia zaza ry nir !!! Ianao sô dia koincé(e) mila menaka ?
Chipie inona le anelanelan\'ny F sy H ? (Femme sy Homme ve) hihihi sa G! :lol:
Chipie inona le anelanelan\'ny F sy H ? (Femme sy Homme ve) hihihi sa G! :lol:
18. fijo
(
01/11/2004 21:15)
nir ;mba mianara manaraka ny fisainana\'ny sasany fa tsy henjana be toa io.
chipie>mila mpitady nga ndry?
chipie>mila mpitady nga ndry?
20. nikopol
(
02/11/2004 14:45)
Ze mahita alou milaza an!
Samy mitady ny azy !
Manome idée le resak\'i fijo minana chips sady mitady point G : inona marina zao no sakafo tsara hoaninana eo ampanaovana lamouro?
Ny mihinana cacawouety zao mety tsara an!!!!
Samy mitady ny azy !
Manome idée le resak\'i fijo minana chips sady mitady point G : inona marina zao no sakafo tsara hoaninana eo ampanaovana lamouro?
Ny mihinana cacawouety zao mety tsara an!!!!