Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsilan
(
04/11/2004 20:25)
tsilan vs ravalo vs radidy
tsilan vs ravalo vs radidy ? enhen...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 01:05
nikopol
(
04/11/2004 12:01)
Ty tanana e ( ny vehivavy sy ny ronono)
Quatre femmes sont assises à la terrasse d\'un café : une jalouse, une
rêveuse, une romantique et une vierge.
Elles commandent toutes un café et toutes vont y mettre du lait,
mais quelle quan...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:39
kitjo
(
04/11/2004 10:31)
Bon annif Deba!
Mba te handefa biz oroka ho an Deba znay za amzao annif-ny zao d ahoana ny atao e :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:30
xxx
(
04/11/2004 03:37)
coup de foudre
Lasa amoreux viavy miara-mianatra amiko izaho izao. Tsy tiako izy teo aloha fa rehefa henoko izy fa misy sipa dia toa nilatsaham-baratra aho ka raiki-pitia aminy.
Izy toa mangala-pijery amiko indrai...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:42
wawawa
(
03/11/2004 21:34)
Bush Vs Kerry
Awona ny eritreritrareo ny @ fandresen\'i Georges W. Bush? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:21
wawawa
(
03/11/2004 21:22)
NBA
Hono oa: Iza ny ekipanareo @ ity taona ity?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 14/04/2005 11:56
xxx
(
03/11/2004 21:18)
Ny fitiavana sy ny lainga ve mety miaraka?
Hono wa ry zareo? Raha misy olona miteny aminareo hoe tia anareo nefa mandainga aminareo. Ahoana ny eritreritrareo momba an\'izany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 22:42
xxx
(
03/11/2004 19:03)
tsy mino fitiavana intsony aho,
mbola misy mpitia ve ny sipa efa nisara bady e , ahoana ny fijerin\'ny fiaraha monina ?
toa masiaka loatra satria na dia tsy ilay vehivavy aza no diso dia toa hafahafa ny fijerin\'izy ireo ...
tohiny
novalian'i rakotokely ny 28/05/2005 13:50
hery
(
03/11/2004 16:00)
Statistika kely
Ho feno 5000 amin\'io herinandro io ny isan\'ny namana eto amin\'ny serasera.org
Statistika kley ?
11.703 Ny isan\'ny namana efa nisoratra anarana sy nandalo tato amin\'ny namana
5.259 amin\'ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:46
fatsoraly
(
03/11/2004 09:38)
Authentique ve hono sa tsia?
Tomba-pananana nataon\'i Arafat. MIala tsiny raha tsy voadika t@ teny Malagasy fa mbola toran\'ny hehy aho.
http://www.jewishworldreview.com/jordan/max_arafat_will.php3?printer_friendly...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:44
fijo
(
02/11/2004 23:46)
fisarahana
hivoaka izao ny lalana vaovao momba ny fisarahana,ka ny tena hitako fa tsara sy mifanaraka amin\'ny tena fiainana ao dia ny momba ny mpivady misaratoerana.taloha dia tsy maintsy miandry 6taona ianao v...
tohiny
novalian'i sakakely ny 25/07/2005 10:14
tsilan
(
02/11/2004 21:23)
Mampiesona tantsaha fotsiny
Io izany no lohanteny nomeko ilay fifanarahana fanondranana vary mena mankany Italy.
Nahoana hoy ianao?
Akotry vary mena mantsy no naondrana tany amin\'ilay kaompania italianina. Ny tanjony, dia izy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/11/2004 04:54
tsilan
(
02/11/2004 21:14)
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Mba andramo kely ange eh. Sendra nijoro teo anoloan\'ny fitaratra aho nisolo akanjo. Dia nahita ny tenako niboridana. Tena nanontany tena hoe izao ve i...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 22:59
ahgasy
(
02/11/2004 14:46)
za mba hampidiro
ao am ilay chat azafady e? manko bloque.....
tohiny
novalian'i fex ny 03/11/2004 23:27
ikaretsaka
(
02/11/2004 13:56)
ty kibonao e
misy hono bandy be kibo be pijorojoro eo alohana sekolina maternelle izay foana.
dia eo foana hono lery rehefa mirava ny mpianatra sy miditra .
dia farany hono somary concernee ihany ilay masera di...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:49
ikaretsaka
(
02/11/2004 13:45)
Fivavahana= Izay ao anaty baiboly ihany?
Efa resaka natsipitsipin-dry Fijo sy ry Ramaso ihany moa ity fa voamariko eto koa
Ohatran\'ny hafahafa be ilay izy ry reto fa ato dia hoe rehefa misy resa-pivavahana dia baiboly foana no atao refer...
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 23:35
joda
(
02/11/2004 12:30)
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve ity vidimpiainana ity any dago e :evil: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2004 22:25
fatsoraly
(
02/11/2004 04:16)
citations tian\'i ramaso avoaka eto
I directed my question to the Imam and asked: \"Please, correct me if I\'m wrong, but I understand that most Imams and clerics of Islam have declared a holy jihad [Holy war] against the infidels of th...
tohiny
novalian'i ramaso ny 01/12/2004 23:59
fatsoraly
(
02/11/2004 03:52)
European Union
Izy tiy moa dia zava-marina ka manalasala ihany ny hametraka azy any @ hatsikana.
LE PARADIA EUROPEEN :
Les Allemands fabriquent les voitures, les Anglais font la police, les Français font la cui...
tohiny
novalian'i ramaso ny 22/11/2004 17:37
fijo
(
01/11/2004 23:22)
madagasikara /USA
mafotaka ny fifidianana any usa izao.moa ve mety hisy akony any amintsika ny mety ho vokany eo.(ankoatry ny fangalaram bato izay efa haintsika)...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
