NBA

1. wawawa ( 03/11/2004 21:22)
Hono oa: Iza ny ekipanareo @ ity taona ity?
2. wawawa ( 03/11/2004 21:23)
Ary iza araka ny eritreritrareo no handrombaka io amboara io? Mbola i Detroit ve?
3. wawawa ( 03/11/2004 21:28)
serieux ve
4. wawawa ( 03/11/2004 21:31)
Za kosa lo mino fa Clippers tsy handrobaka io amboara io na @ ity taona ity na @ taona ho avy manaraka
5. wawawa ( 03/11/2004 21:53)
mmmh
6. fijo ( 03/11/2004 22:10)
spurs indry ka
7. ramoul ( 03/11/2004 22:16)
zah tsy mahita tsony de tsy hitako ze raisina am\' le ekipa rehetra :( dommage

8. fex ( 03/11/2004 23:24)
LAKERS ny pro ry zareo ah
9. ahgasy ( 04/11/2004 13:22)
za manao hoe New York Yankees naha Real Madrid noho handresy!!
10. ikaretsaka ( 04/11/2004 13:23)
aleo atao hoe Soanierana Bulls e
11. loockx ( 04/11/2004 14:03)
Za tsy miala am le ekipa we tsikapamboul\'s iny rekany a ! F\'inn ?!
12. fijo ( 04/11/2004 20:48)
le mpandraoka ahitra ihany wa
13. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:45)
fa tena serieux ve ilay heo lasa tsy mahita laisany any Frantsa le?
14. bekorontana ( 05/11/2004 11:49)
:twisted: :twisted: http://forum.europeanservers.net/cgi-bin/v.eur?385582 io zao ny film mandé é :twisted: :twisted:
15. wawawa ( 06/11/2004 05:06)
Tsy hitako mht ny idiran\'le Ratsiraka @ le resaka NBA
16. ikaretsaka ( 06/11/2004 05:11)
za mba gaga.. ary miandry ny mpitandro filaminana hanala an\'i bekorotana fa mikorontana ato o
17. kitjo ( 07/11/2004 07:02)
oadray.......
ika moa tsy casque bleue? hihihihi
18. ikaretsaka ( 07/11/2004 18:30)
caske bleue za fa bleu marine ka
19. fijo ( 08/11/2004 21:58)
taloha letsy dia mahita foana ,fa izao indray mandeha isankerinandro ihany sisa a.
20. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:46)
nofa ko zany..
Kitjo> de za ko zany ve de tsy hahita intsony??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1144