Bush Vs Kerry

1. wawawa ( 03/11/2004 21:34)
Awona ny eritreritrareo ny @ fandresen\'i Georges W. Bush?
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:21
2. fijo ( 03/11/2004 21:37)
hoan\'ny any US dia tsy haiko,fa raha hoan\'ny aty ivelany anie ka mitovy ihany izay lany eo e.ny forme no samy hafa fa ny politique de fond iray ihany.
3. ramoul ( 03/11/2004 21:40)
marina mintsy zany ry fijo sady tsy mampiova ny any ivelan\' ny US mintsy ny mahalany an\' Bush na ny naharesena an\' Kery
4. wawawa ( 03/11/2004 21:48)
Tsy d\'accord aho satria misy influence be eran-tany ny zvt mitranga aty USA. Araka ny fitenenana hoe \" Raha USA no mangatsiaka dia ny erantany no voan\'ny sery\" Nareo ve tsy mieritreritra hoe hisy fiantraikanay @ resaka terrorisme ndray io? Asa, mba tsetsatsetsa tsy aritra
5. wawawa ( 03/11/2004 21:57)
Nareo ve zany mieritreritra hoe tsy hisy fiantraikany aty ivelany izy lany teo?
6. fatsoraly ( 03/11/2004 22:37)
Misy fiantraikany any Middle East tokoa fa tsy @ firenen-kafa.
Ireo be kintana ireo angaha moa mahalala izay firenena ivelany? Mba anontanio azy hoe aiza no misy an\'i Monaco ohatra raha fantany :-D
7. wawawa ( 03/11/2004 23:10)
Tena marina fa tsy mahafantatra inoninona ry zareo fa zao. Asa raha tadidinareo t@ Ravalomanana. Manin kay no essentiel t@ tsika gasy ny faneken\'ny gouvernement americain ny fandresen\'i Ravalomanana?
8. fatsoraly ( 03/11/2004 23:13)
Raha ny hevitro dia satria izy matanjaka kokoa noho ny frantsay. Ankoatr\'izay tsy nisy vokany mivantana @ fiainam-pirenentsika ilay izy, fa Saddam ihany no nenjehiny na dia mbola mafy kokoa aza ny jadona tany amintsika
9. fex ( 03/11/2004 23:20)
Ny ahy aloha de bush ihany satria misy antony ny anekeko anazy hoe lany.raha ohatra ka kerry no lany de ngamba voa maika ho hisy ny terrorisme satria mety ho alan\'ikerry any amin\'ny ady ny miaramila satria izy tsy de tia ady de voa maika manrarotra ry zareo etsy akilany anao terror njay satria tsisy mpiambina tsony.ny amrikana sasany koa miteny hoe ny antony ny hifidianako any bush dia c\'est pour son securiter contre le terrorisme.tsy aiko aloha raha marina ny noteneniko teo fa de c\'est mon avis fotsiny io
10. xxx ( 04/11/2004 03:29)
Tsy hitako aloha izay tokony hidirako amin\'ny izay president\' i Amerika fa naleoko ihany raha i Kerry no lany. Tsara anie ry reto izany fiovan\'ny mpitondra Amerikanina izany e. Miova ny tantara tantarain\'ny haino aman-jery, ny gazety mba zavatra vaovao indray no mba lazainy. Izao dia toa tsy nisy zavatra niova mihitsy. Toa tsy nitombo izany ny tantara e. Sa ianareo tsy tia zava-baovao?
Ha ha ! :^) :)
11. chuan ( 04/11/2004 08:25)
Ny fahalanian`i Bush de midika amiko fa hitohy ny occupation Irak , hihamafy ny resistance sy ny sabotage ao Irak , hiakatra tsy mijanona ny vidin`ny petrole ka tsy maintsy hisy fiantraikany ratsy be @ economie mondiale zany ary indrindra fa ho antsika eto Dago izay pays non producteur .
12. bekorontana ( 04/11/2004 10:09)
isitrika any ambody atafana zany i kerry anapoaka tetezana sy ananganana barazy? :-D
13. kinaoly ( 04/11/2004 10:18)
ny politique intérieure an\'i USA no miova raha amiko fa tsy ny fifandraisany @ firenena hafa, na iza na iza lany teo dia tsy maintsy hametraka ny impérialisme américain fona izy. les profits aux américains d\'abord, le reste du monde passe après, tsy haiko aloha fa ny vidin\'ny pétrole tsy dia miankina @ irak irery e :?: :!:
14. kitjo ( 04/11/2004 10:20)
Ny akony aloha dia misy akony satria na ny ONU aza ange ka mbola miankina @ SA aby ny influences rht ao e...anarany fts

Fa ny anah aloha aleoko Bush fa Kerry tsisy programa mitsy f manakiana fts e.....oh Mpanohitra ao Dago iany.

Na tsy fantatra ary ze ho ataon Bush manaraka d aleoko aloha farafaharatsiny ol manana programa e.

Fa ce que j\'aime-n\' ny amerikana iany io e.lollll
15. kitjo ( 04/11/2004 10:22)
Hitanaoreo v ny gazety omaly aloha hoe ny mahatonga an Bush sy Kerry tsy mifamaly mihitsy?

Niara-nianatra hono zareo zany dia nanana fikambanana \"spirituelle\" hafahafa.....dia misy pacte nifanaovan zareo hono zay mahatonga an zareo ho \"calme\" be
16. fatsoraly ( 04/11/2004 10:25)
bekorontana> hahaha! mba anniversaire-ny androany fa rahampitso izy manao barazy ao brickaville e! hahaha
17. kitjo ( 04/11/2004 10:27)
oay

bon annif marina Deba le
18. ahgasy ( 04/11/2004 13:19)
Fa anga moa am ity taona ity ny elections??
anga tsy 2005? toko fanadramana fotsiny iza am december izo e..
19. jhouhlambout ( 07/11/2004 21:32)
Bush! four more years! :-D :-D
20. fijo ( 09/11/2004 00:21)
ny ahy aloha ny itiavako an\'i bush dia satria izy lobolobo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262