ty kibonao e

1. ikaretsaka ( 02/11/2004 13:56)
misy hono bandy be kibo be pijorojoro eo alohana sekolina maternelle izay foana.
dia eo foana hono lery rehefa mirava ny mpianatra sy miditra .
dia farany hono somary concernee ihany ilay masera directrice mahamarika an\'i lery teo ka tsy ariny intsony di anidina izy nanontany.

-miandry zaza angaha ianao ramose?

dia tezitra ve hono ilay ranamana sady nitenyhoe efa tsy bikina izany hoa za ...
répondu par fijo le 11/11/2004 21:49
2. fijo ( 02/11/2004 22:10)
mety voky kosa izany i lery ko.
3. ravatorano ( 03/11/2004 06:13)
ika>soa ihany fa i lery izany fa tsy izaho kle bandy vendrana nentina nampimezana ny anareo izany ra Ika :-D
4. ikaretsaka ( 03/11/2004 06:17)
ka i masera nieritreritra hoe haka mpianatra lery .
lery mieritreritra zavatra hafa...
tantara tena marina taty aminay taty io
5. mumu ( 03/11/2004 20:43)
:-D :-D
6. wawawa ( 03/11/2004 21:14)
milay le izy ka :lol:
7. ramoul ( 03/11/2004 21:35)
:-D :-D :-D tsy bikina tsony lery fa elafa ela no teraka de miandry ze mampiena ny kobony sisa! :-D
8. fatsoraly ( 03/11/2004 22:31)
ny an\'i fijo izao io firy volana? hahaha
9. fijo ( 03/11/2004 23:04)
ny ahy io kaly be no ao,ary mbola hampiana aza ko.
fa ity koa misy iray.
nisy bandy be kibo nipipy teo amin\'ny fefin\'olona.dia nivoaka ilay sipa tompotrano ka niteny hoe :o rangahy ity a,aza eo no mipipy fa sady mandoto tanana no hita ny zavatrao\"
dia hozy lery tsy taitra namaly.hay hitanao izy ao?sambatra ianao izany fa za tompony mantsy efa folo taona izay no tsy mba nahita azy io intsony fa takon\'ny kiboko.\"
10. fatsoraly ( 03/11/2004 23:08)
hahaha! ary sao dia izay no nitadiavan\'i tsilan fitaratra lava be atsy @ eritreritra sendra mandalo? :-D
fijo> nareo koa angaha mila retroviseur? :-D
11. fijo ( 03/11/2004 23:41)
ny ahy tazako avy ety ambony ka :-D :-D :-D
12. rivorijasoa ( 04/11/2004 00:56)
Ary sao dia tavoahangina labiera kosa ary no nahabevohoka an\'i lery? :lol:
13. fijo ( 04/11/2004 21:15)
mety ho izay marina ko :-D :-D :-D
14. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:50)
@ fomba ahoana le sa le raotra iny no de le ranony no// ?
15. fijo ( 09/11/2004 00:08)
dia lasa rivotra.
16. ikaretsaka ( 09/11/2004 00:09)
ah! ok...
17. sipagasy ( 09/11/2004 21:47)
:-D :-D :-D
18. fijo ( 09/11/2004 22:06)
ny tombon\'ilay be kibo anie ry zalahy ka tsy hilentika mihintsy raha latsaka andrano e.
19. ramoul ( 10/11/2004 22:14)
:-D :-D :-D tsy m\'ltika alo fa mitsingevana é! rivatra ary v hiletika!?
:-D :-D ze tsy mahatazana any azy d b kibo ô! :lol:
20. fijo ( 10/11/2004 22:24)
jereo amin\'ny fitaratra e.na asaivo misy mijery dia mitantara izay hitany ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1456