Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
sambatra73
(
18/11/2004 08:02)
sao mety ahasoa anao...
Efa elaela ihany ity nefa tsy mbola tara raha misy liana. Asa na iza no commission nationale gasy?
Le Directeur général invite les jeunes chercheurs à postuler pour les bourses UNESCO-Keizo Obuc...
suite
répondu par fijo le 15/12/2004 20:47
fijo
(
17/11/2004 22:54)
omby lahy.
tamin\'ny za nanao vokansy tany teo dia nihinanaan\'io fanafody io aho.ary hitako fa tena tsara mihntsy ilay izy raha hoan\'ny lamosina sy ny mora vizaka.(hazakazaka sy lomano)
dia nentiko aty moa il...
suite
répondu par fijo le 22/06/2005 04:32
manohisoa
(
17/11/2004 15:22)
Raissa, aiza ianao???
Mba mitady ankizy atao hoe Raissa, nianatra tao @ INSCAE de 1996 à 2000. Any France hono izy amin\'izao.
Te souviens tu de ce que je t\'ai dit il y a 2 ans, que je ne sortirai pas avec une autre s...
suite
répondu par booboo le 04/07/2005 16:45
chipie1
(
17/11/2004 14:32)
solomiral
mbola mihira ve ry zareo sa tsia ? za mba anisany makafy ny mozikany manko....
suite
répondu par fijo le 07/02/2005 22:10
hery
(
17/11/2004 10:56)
Forum manokana : fanatsarana
Nohatsaraina ny lohahevitra manokana.
Ho an\'izay tsy mbola mahalala dia afaka mamorona lohahevitra manokana ianao izay ahafahanao midinidinika miaraka amin\'ny mpikambana vitsivitsy. Jereo ilay hoe...
suite
répondu par ikaretsaka le 19/11/2004 04:41
fatsoraly
(
17/11/2004 09:40)
Fety sy asaramanitra
Akaky ity ny fankalazana ny krismasy sy ny taom-baovao 2005 (AD). Mitandrema tsara ianareo any ivelany rehefa mandefa zavatra kely na vola @ paositra ho anay aty an-tanindrazana. Raha azo atao dia and...
suite
répondu par ikaretsaka le 26/11/2004 22:28
fatsoraly
(
16/11/2004 22:42)
Turquie
Le sous-marin étranger ayant réussi le 10 novembre dernier à pénétrer les eaux territoriales israéliennes de deux à trois miles (environ 4 km) au large de Nahariya, appartiendrait à un pays me...
suite
wawawa
(
16/11/2004 20:05)
Soso-kevitra
Hery> Awona raha ohatra hoe manao ceremonie kely (mitovy @ le Awards ceremony reny) dia mifidy ny namana de l\'annee ny mpikambana. Atao regional, ohatra hoe any Dago, Any France, .... Aty States...
...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/11/2004 20:55
sipagasy
(
16/11/2004 17:10)
sakafo @ fety!
Inona kay ny fanaonareo rehefa fety?? na noely izany na paka na faran\'ny taona ary tsingerin-taona?? indrindra fa ho an\'ny ankizy madinika??
Misaotra...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/11/2004 23:36
ravatorano
(
16/11/2004 11:30)
Tsymisy mihaino intsony v ny mpanao politika eh ?
Mahagaga ahy mantsy fa rehefa misy debat amin ny tv na radio ireny d hitako faf vitsy ihany ny olona no mihaina na mijery an ireny.Ny any amin ny faritany izay tsy misy afa tsy tvm aloha dia voatery i...
suite
répondu par xxx le 30/03/2005 11:24
judicael
(
16/11/2004 11:14)
FAMOAHANA MPIANATRA KABARY 28/11/2004
Dia fifaliana lehibe no ilazana amintsika izay mpitsidika eto @ Lohahevitra Kolontsaina fa:
Hamoaka ireo mpianatra nahavita ny fianarany taona 2004 izahay, izy ireo dia nianatra ny momba ny KABARY MA...
suite
répondu par fijo le 17/11/2004 21:58
naritsimba
(
16/11/2004 11:05)
FAMOAHANA MPIANATRA KABARY 28/11/2004
Dia fifaliana lehibe no ilazana amintsika izay mpitsidika eto @ Lohahevitra Kolontsaina fa:
Hamoaka ireo mpianatra nahavita ny fianarany taona 2004 izahay, izy ireo dia nianatra ny momba ny KABARY MA...
suite
répondu par ravatorano le 10/12/2004 07:30
ravatorano
(
16/11/2004 08:34)
USJF/RAVINALA nanao poa droa tamin ity taom pilalaovana ity !
Teo amin ny taranja baolina kitra na ny foot ball dia vita tamin ny alahady teo ny fiadiana ny amboaran i Madagasikara na ny coupe de Mada 2004.Ny nifanena tamin izany dia ny USCAFOOT izay ekipan ny c...
suite
répondu par Rojoukel le 23/05/2005 08:40
ravatorano
(
16/11/2004 08:17)
Ambondrona
Hiakatra antsehatra eny amin ny palé eny mahamasina indray ny tarika Ambondrona amin ny herinadro ambony iny .
Amin ity taoana ity dia io no faran ny fampisehoana ataondry zareo mandeha irery eto an...
suite
répondu par fijo le 08/03/2005 21:33
ikaretsaka
(
15/11/2004 00:56)
vidim-boakazo
Ho anareo mipetraka aty Ivelany:
ny voankazo inona no hitanareo hoe amidin-dry zareo mora indrindra eny @ supermarche de ny inona no lafo indrindra ka mahatonga anareo hoe rehefa tena farak\'izay t...
suite
répondu par zakony le 27/09/2005 12:41
mumu
(
14/11/2004 19:12)
poopy
salut dôly!
za ry reto mitady an\'ilay hiran\'ny poopy hoe \"hafahafa\" iny amin\'ny teny anglisy foana no hahitako azy \"shine on me\" sao de mba misy manana nareo!!
Misaotra mialoha e!!...
suite
répondu par fijo le 09/02/2005 21:26
xxx
(
14/11/2004 06:10)
sipa miseho ho tompony
misy sipa masiaka be eto fa tompon\'ilay bandy miresaka aminay nefa dia virtuelle !!...
suite
répondu par fijo le 25/01/2005 23:21
yonikafopl
(
12/11/2004 18:25)
folklore malagasy
Tena serieux ry reto fa aza atao vazivazy an!
Mba misy mahafantatra ireny mpanao hira sy dihy folklore malagasy ireny ve? azo atao hoe vakodrazana mou zany? mba omeo adresse we na laharan\'ny antso ...
suite
répondu par fijo le 25/11/2004 21:16
ravatorano
(
12/11/2004 10:07)
inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy
Asa raha efa nisy nanolotra teto ity lohahevitra ity fa mba tiako ho faritanareo namana vehivavy ny antsoinareo hoe lehilahy na tovolahy maditra ary misy ambaratongany v izany ?
Misaotra....
suite
répondu par fijo le 04/05/2005 21:44
fatsoraly
(
12/11/2004 09:50)
Fomba fijery isaky ny firenena
Ny fomba fijery avy eto Madagasikara:
- Mahantra izay mandeha bisikilety
- Andafy = Frantsa = paradisa
Ny fomba fijerin\'ny any Frantsa:
- Mahantra izay mandeha lamasinina
- Andafy = USA = Para...
suite
répondu par fijo le 15/12/2004 21:04
