Tsymisy mihaino intsony v ny mpanao politika eh ?

1. ravatorano ( 16/11/2004 11:30)
Mahagaga ahy mantsy fa rehefa misy debat amin ny tv na radio ireny d hitako faf vitsy ihany ny olona no mihaina na mijery an ireny.Ny any amin ny faritany izay tsy misy afa tsy tvm aloha dia voatery izy mijery tsy fidiny eh fa raha mbola afaka mi zapp ny olona d aleo mijery zavatra hafa na miheno tantara.
Mba tsapan dry mpanao politika mpiady seza lava ireo tokoa v izany.Efa samy teo daholo ihany no mbola te hiverina eo hamerina ny efa natao taloha ve > ntsss koa raha tsy adala na vendrana ny vahoaka koa.
Ny fanaovana politika eto madagasikara dia netina hitadiavana harena , fahefana hahafahana manindry havana, namana, mpiara monina izay azo tsindrina rehetra eny.Na dia tsy ireo rehetraireo aza no manao izany , marina fa tsy azo atao ny manao safo be mantsina d mazava b ga ny ankamaroany aloha d izay eh.Nisy olona tsy alehany mihitsy fa nony nanao politika d nahazo seza d avy teo nanefoefa ary tena mahagaga we aiza no tena trassy sy trou mangotata ahitan dry zalah anazy fa raim d iny fa tafa ! :twisted: :twisted:
raha ara dalana no maha tafa anao tsy koi fa raha politika ambadika miandry tataka amin ny volam bahoaka d aoka fotsiny :evil: :evil:
novalian'i xxx ny 30/03/2005 11:24
2. fanja1 ( 16/11/2004 12:33)
C\'est normal raha tsy mijery tsony ny olona! satria blabla fotsiny no avoakany fa tssy zvt tanteraka akoury!
Fitadiavana harena , tena marina io, misy vahoka mamelona kou!
3. fijo ( 16/11/2004 21:46)
izay mihintsy.raha miova ny resaka mivoaka dia mihaino ny olona,fa raha ny efa heno taloa ihany no mbola haverina,tsssss tsy aleo misotro toaka.
4. maditra ( 16/11/2004 23:04)
Ka ny olana lesy ravatorano( miala tsiny raha toa amicale be ny fiteniko) dia adala ny olona. Ianao mihevitra fa vitsy ny olona mihaino an\'io. Fa izaho miteny fa mbola maro ny olona interresse amin\'io resaka politika io.\"\"raha tsy te ho adala ianareo ry vahoaka dia zaho no fidina satsy mbola tsy teo aho no tena vato nasondrotsy ny tany tokoa ary mety ho saonjo mihoatsa akonjo mihitsy amin\'ny fandaniana volam-panjakana\"\"
5. fanja1 ( 17/11/2004 08:58)
fijo! toaka à toaka tssssssssssssss
6. fatsoraly ( 17/11/2004 09:22)
Betsaka mihitsy ny mihaino ny mpanao politika ankehitriny raha ampitahaina @ taloha. Ary tsy mihaino fotsiny fa mandray anjara mihitsy. Taloha mantsy raha tsy \"kamarady\" na koa raha tsy miresaka \"cause cotiere\" dia tsy mpanao politika t@ izany andro izany...

Tsy voatery @ vata fandraisam-peo na fahita lavitra ihany no hiainoana na iresahana @ mpanao politika. Ary tsy mihaino fotsiny koa raha ny tokony ho izy fa mikezaha mitondra ny anjara biriky fa izay no maha olom-pirenena. Tsy voatery hi-wawawa akory fa misy fomba maro ahafahanao manao izany satria dia mandray olona tsara ny ankamaroan\'ireo mpitondra ireo (tsy sahala @ kamarady sy ny \"cause cotiere\")

\"TSY ADIDIKO IZAHO SAMY IRERY FA ADIDIKO IZAHO SY IANAREO\"

7. six ( 17/11/2004 10:31)
fijo> f\'ita wa tsita koury ze eo fa blabla no betsaka maika hahazo toerana fotsiny,
za klou tena otran\'ny allergique am zareo panao politika reo e, toa tsita akory ze tena fiovany
aleoko mijery hira d manala azy
8. fijo ( 17/11/2004 22:04)
fanja mamiko indrindra o>raha homamo ihany ve aho tsy aleo mba mamon\'ny toaka toa izay mamon\'ny blablabla?
na koa dia manao toa an drasix.manala azy miaraka amin\'ny akama.
9. ravatorano ( 18/11/2004 09:22)

marina izany rafijo ah
ekeko iny hevitra iny rafanja ah :-D :-D
izao dia fanagona tsonia entina hakana fahefano no ataon ireo mpanohitra ary izay sonia voaangony izay no lazainy fa zakany ny vahoaka.Maninn anefa ry zalahy ireo raha mba manolotra hevitra hahamora izao fiakaran ny vidim bary izao fa d variana miveziveszy mangotsonia zao .
10. fijo ( 18/11/2004 22:18)
ih,ih,ih,sonia dia inona koa hono.
izay marina anie no mahakamo ny olona e.tsy ny sosokevitra no atolotra fa ny seza no tilina.
11. xxx ( 30/03/2005 11:24)
rariny mihintsy raha tsy misy mihaino satria olona
" pourri " amin'ny fiainana daholo ny ankamaroan'ny
ireo panao politika trananiny hita izany tohin'i
ZAFY ALBERT, VONINAHITSA J E
VAVAO B, tsy manenjika olona aho sanatria ny VAVA
fa tsy hitako izay mba nataonireny teto amin'ny
FIRENENA E! tsikombamkomba no BETSAKA
Ry VONINAHITRA Izany dia be vava kanefa mba nahavita
lalana iray ( 1 km ) teto madagasikara ity ve iny aloha rha manao fandaharana aho amin'ny TELE aho
na TELE inonana na inona dia andaniako telephone
mihintsy na hoatrinonan na hoatrinona fa tena BANDY
TSY ALEHANY SY TSY MISAINA MIHINTSY
TOHY IZANY KOA ITY ATAO HOE ZAFY ALBERT SY VAOVAO B
Amiko dia iza no hifidy an'ny MR PIERROT R
ny tenako dia sociologue IRINGIRINY ka mahalala ny atao hoe POLITIKA na KIBO IO NA TOETRA NA FANAHY
NY TENAKO ARY NAHITA NY ZAVATRA TSY METY HATRIZAY NA
MALAGASY AHY IZAY 51 TAONA NO NIHAINAKO
Sosok'evitra mijanona hianareo " pourri " ireo fa
rehefa tsy nahavita azy hatramin'izay dia Aleo mipetraka Ka aleo ny TANORA SY VAOVAO (tsy BENJAMIN
AKORY AN! ) indray no mitondra e!
X X X
KRONTAMBOLONA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7064