sipa miseho ho tompony

1. xxx ( 14/11/2004 06:10)
misy sipa masiaka be eto fa tompon\'ilay bandy miresaka aminay nefa dia virtuelle !!
novalian'i fijo ny 25/01/2005 23:21
2. kinaoly ( 14/11/2004 11:37)
:!: :?:
3. nikopol ( 14/11/2004 11:49)
Iza marina zany ry xxxxx ? :lol:
misy bandy kou hono manao io kou!!!!
4. ikaretsaka ( 14/11/2004 13:31)
de avoahay ilay bandy de izy no asaina miseho imaso imaso hoe iza no tena tompony!
5. lema ( 14/11/2004 16:29)
tsy ainareo kosa ze fifanarahana ni tany @ pv tany e!
6. fanja1 ( 14/11/2004 18:30)
inn aza ty? :-D
7. dezy ( 15/11/2004 08:07)
aiza kousss de we masika zany fa mba mitsinjo ny ho avy izy ra misy zany ;za klou mbola tsy nahita oul masika teto e :-* :-* :-*
8. ravatorano ( 15/11/2004 08:29)
ny masiaka tsisy eto ary ny miseho ho tompony zany kouh mampimé ahy izany satria na ianao aza d mikozy fa virtuelle ty
ka inn ary ty ?
sao d i xxxxxxx no miseho ho tompony ? :-D :-D :-D
9. chipie1 ( 15/11/2004 11:27)
ka le xxxx reny no tena miseho masiaka ane matetika e :lol:
10. bichette ( 15/11/2004 13:18)
hi hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D
11. yonikafopl ( 15/11/2004 17:28)
ka maninn i xx raha mba miseho e!!! fa isan\'ilay miseho ho tompony kou xxx raha natao ny comptes kou, maninn i zzz mahita fa masika le sipa raha madio ny fisainana?le sipa nefa mety tsy hieritreritra an\'izany akory.
12. nikopol ( 15/11/2004 18:07)
Aza analana kosa i xxxx e! Fa nga misy tompony zany kle!
13. fijo ( 16/11/2004 01:08)
ka X kosa azany sao dia manao resaka mankany amin\'ny sonema?io anie le olana e.
14. fanja1 ( 16/11/2004 07:35)
:-D :-D :-D :-D
15. mumu ( 16/11/2004 09:39)
ka ilay virutel ange lasa lavitra njainjay e!!
manomboka eto de avy eo mifanome sary, de mifanome numéro tel de avy ei mihaona etc.... aiza mo ny sasany no tsy saro piaro na lahy zany na vavy!!
16. xxx ( 16/11/2004 20:22)
ka le sipa anie de \'zao e! izaho efa miaraka @ le bandy fa le sipa io efa niresaka taminy teto talohan\'ny nahalalàn\'ilay bandy ahy. de avi² be avy any rasipa de nanevateva sy be vava be nefa izy sy le bandy aza mbola tsy nifankahita. De asehoko eto v ny pseudo-ko tsy vô mainka ho rangitra eo izy de asa hitady hanao ny vava ratsiny eto satria vitany mihitsy izany.
17. wawawa ( 16/11/2004 21:15)
Fa mifapikoty ve izy sy le bandy sa awona ny fandehany?
18. yonikafopl ( 16/11/2004 21:44)
xxxxx a!! le ps n\'le bandy aza alefa eto e!! hihihih
sao kou manko de efa nikoty anay zany bandy zany :lol: :lol: :-P dia ho hita eo we iza no tena tompony.
Raha azoko tsara de efa nikoty ilay sipa lery, avy eo nahita an\'i xx nivantana de raikitra ny anareo, ilay ato anefa tsy tian\'i lery havela fa mba tiany hifanenana kou angamba hummmm ,
de mety efa nikoty ana kou ohatra dia nifanao fotoana tamiko fa hifankahita izahay de mety ho raikitra de eo indray i xxx fa hasiaka satria hiseho ho tompony de hitohy eny foana ny tantara fa tsy ho tapitra, ka raha izaho i xx an, tsy mivaky loha @ izany fa ny lhl lhl ihany.
19. fijo ( 16/11/2004 22:46)
soa ihany za fa tsy mba mikoty sipa izany eto.kay moa izy ity ka ahitana angano be toa izao.
mumu>nga ndry saropiaro?
20. mumu ( 17/11/2004 08:28)
fijo ouayyy za saro-piaro be!!

ramaso eny e!! fa manomboka eto ilay izy de mitarika any matetika!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3022