sipa miseho ho tompony

41. ikaretsaka ( 24/11/2004 13:22)
ny jalousie maladive no tena ditra aloha ka
42. fijo ( 24/11/2004 21:47)
mumu an,za ve de maditra????
43. pitchou ( 27/11/2004 20:01)
mumu kou! vao maika zany mamporisika azy! hodio fanina fotsiny d aza rarahina!
44. mumu ( 28/11/2004 11:56)
pitchou za akia tsy mahay an\'zany hoe aza rarahina zany!! za kosa tsy manao scène de jalousie eo imason\'olona reny fa refa misy zavatra ataony tsy tiako de règlement des comptes any an trano
fijo enao ve henjy!!
45. ikaretsaka ( 28/11/2004 15:52)
de ahoana ny ataonao @ izany reglema any an-trano iznay ry mumu?
46. mumu ( 28/11/2004 16:59)
ikaretsaka miresaka!!
47. lema ( 29/11/2004 10:02)
karemy na ramadan ihany no reglement de comptes tsara indrindra
48. pitchou ( 29/11/2004 17:51)
mumu> ka hitan-njy: rizalà ireny rehefa manao adalana ka ataonjy fantany hoe fantatsy njy d tsy rarahin-njy d marary an-doha be hoe ngah tsy tiany intsony!
49. fijo ( 29/11/2004 21:59)
mumu za hendry ka.ndry ve de tsy mahalala an\'izany e.
ary le miresaka ve miresaka moramora sa le miakapeo be ireny?
50. ikaretsaka ( 30/11/2004 04:12)
pitchou> fa misy rehefa tsy mahazo maimaim-poana de mandeha mividy an... ry lema ohatra... dia aza mitomany ndray hoe lasa nividy izy!
51. fijo ( 30/11/2004 21:24)
izay mihintsy.
52. mumu ( 30/11/2004 22:11)
miresaka normaly ka!
53. pitchou ( 01/12/2004 03:18)
karetsaka> inona no problema @ zany! aleo zatra mividy any fa tsy hahazo aty mihitsy tsinona! aleo ny aty omena ny hafa izay tia ny tena! izany v no hamoronana olana lava eo! ttttttttsssssss
54. ikaretsaka ( 01/12/2004 03:34)
de aza mimenomenona hoa!
55. fijo ( 01/12/2004 22:24)
mumu>raha tsy mikiakiaka aloha dia ok e.
pitchou>ko raha toa izay foana tsy hiova isaky ny week end?
56. chipie1 ( 02/12/2004 16:03)
:-D
57. sechat ( 02/12/2004 16:41)
tsy hitako ndray ze lazaina fa lany hevitra a :-D :-D :-D
58. booboo ( 02/12/2004 17:27)
:-D
59. pitchou ( 02/12/2004 18:05)
ramaso> d mandehana kou maninona moa?
fijo> ka rehefa izay no fanaonareo d zay zany! aza b taraina hoe natao an\'itsy na iroa an!
60. fijo ( 02/12/2004 21:19)
de hiova foana izany.izahay anie mahavoa amin\'izay e.nareo no voatoto foana eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2398