sipa miseho ho tompony

21. fijo ( 17/11/2004 22:14)
mumu>aoka moa fa tsss,manjakley io ve dia ho adaladala toa izany.
22. mumu ( 18/11/2004 09:40)
ramaso ka zay fôna wa ny fitombohany!!

fijo adaladala ahona njay za??? :evil:
23. tsiperifery ( 18/11/2004 09:57)
hisy hifanongo-bolo virtuel eto izany a ! hihihi !
24. dezy ( 18/11/2004 14:17)
tsiperifery> ny ana ny ekrà efa nasiako haroloza ny famohivozana fa sao any misy miady ka ny aty no vaky :-D :-D :-D :-D
25. chipie1 ( 18/11/2004 18:07)
mumu> adalana njay ny fahasarotampiaro aminy fijo zany.
26. jhouhlambout ( 18/11/2004 19:31)
;-)
27. fijo ( 18/11/2004 22:23)
mumu sy chipie>izany mihintsy.atao inona hosarintonana nefa e mahatokisa fotsiny dia milamina io.
28. mumu ( 19/11/2004 11:47)
fijo ountsssss ny olona saro-piaro amin\'ny zavatra na olona tiany e!!!

ramaso ka nareo ange no manao azo ho tafaotra e!!
29. chipie1 ( 19/11/2004 13:01)
tsy atao tafahotra ka...
30. kinaoly ( 19/11/2004 14:41)
hihihi, gain doly nareo :-D ze saropiaro sy ze tsy saropiaro,
raha tsy saropiaro HONO tsy tia :twisted:
31. pitchou ( 21/11/2004 10:45)
d adino teo i xxxx! ary sao d i fijo kosa aza io resahany eo io?
32. mumu ( 21/11/2004 17:13)
pitchou :-D iza mahita!!!
33. jhouhlambout ( 21/11/2004 18:39)
34. yonikafopl ( 21/11/2004 18:44)
:?: :?: eny tokoa wa!!!
35. ikaretsaka ( 21/11/2004 18:52)
raha saropiaro loatra dia tsy mety ka.. lasa fitiavany ny tenany indray izay fa tsy fitiavan\'olon-dro aintsony
36. pitchou ( 22/11/2004 18:11)
tena marina izany lazain\'i karetsaka zany! sady lasa mamorona scene @ zavatra tsy misy akory!
37. fijo ( 22/11/2004 21:45)
pitchou sy mumu>za wa hendry.
38. fijo ( 23/11/2004 22:13)
fopla wa izany fa hatsaharo
39. mumu ( 24/11/2004 09:36)
hatsaharo any ny ditranareo e!!
40. kinaoly ( 24/11/2004 10:43)
mumu hita wa akia, :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2964