Raissa, aiza ianao???

1. manohisoa ( 17/11/2004 15:22)
Mba mitady ankizy atao hoe Raissa, nianatra tao @ INSCAE de 1996 à 2000. Any France hono izy amin\'izao.
Te souviens tu de ce que je t\'ai dit il y a 2 ans, que je ne sortirai pas avec une autre sans t\'avoir rencontré et que j\'ai entendu de ta bouche que tu ne veux plus de moi.
répondu par booboo le 04/07/2005 16:45
2. atmos ( 17/11/2004 16:00)
gravy koa zany mibaradaka zany ra-zandry an! Ny fitiavana marina hono mahazaka maniraka, aza manody ny goavy manta e!
3. nikopol ( 17/11/2004 17:03)
Manohisoa !
Je t\'ai aimé mais...
je veux plus de toi !
tu peux sortir avec une autre maintenant !

Raissa
4. mumu ( 17/11/2004 18:02)
nikopol humm efa pro mintsy nareo zany an!! :lol:

manohisoa mitotokobatavy e!!
5. nikopol ( 17/11/2004 18:18)
mumu an3, za tsy pro fa hitako tamin\'ny tononkiran\' i julio iglezasy io !
6. yonikafopl ( 17/11/2004 19:46)
aza misandoka anarana ry niko a!!!
7. ramoul ( 17/11/2004 20:25)
Aza malahelo tsony lesy manohisoa, fa ra no lasa, folo no misisika à! :wink:
8. fijo ( 17/11/2004 21:07)
manohisoa a,aza mitady mihintsy letia fa miverina hoazy eo iny a.
9. ravatorano ( 18/11/2004 08:24)
d ampiriato rehefa miverina :-D :-D :-D
10. mumu ( 18/11/2004 09:25)
ravatorano anjay kosa!! :evil:
11. manohisoa ( 18/11/2004 10:06)
Matotra anie izaho ry zareo an!!
12. tsiperifery ( 18/11/2004 12:54)
manohisoa > Ekena fa matotra saingy Raissa izany tsy mbola nanaiky fatorana e !
Raha sendra mifanena aminay Raissa de ampitainay ny hafatra fa aza tomany. Manahirana ihany izany 2 taona tsy nifanatrika izany ianareo a ! Aza atao mankarary raha votsitra Ra-isa fa mbola ao i Ra-2, Ra-3, ets...e! :) \"Tsiky de ampy \" ahitana hafa koa !!!
13. dezy ( 18/11/2004 13:15)
mbola ho avy izy e ,mbola ho avy izy e fa aza malahelo !\"fitiavana ve no tantaraina ,oul dehibe samy manan-tsaina sns ....\" aza manary toky eee :-P (manohisoa)
14. chipie1 ( 18/11/2004 13:49)
nareo koussa aza analana izy e !
matotra hono izy !
15. yonikafopl ( 18/11/2004 18:28)
ombao mitady raissa rey olona a!!!
16. fijo ( 18/11/2004 21:17)
ok ravato. :-D :-D :-D
ao fa hateriko rehefa vitako ny hilana azy e,sady aza matahotra fa asiako zanany.
17. arimalala ( 19/11/2004 09:57)
Apôkan\'i Manohisoa @ zany enao fijo an!!
18. manohisoa ( 19/11/2004 14:55)
Misaotra amin\'izay nanome informations.
Raissa: mbola tiako ianao na mafy sy mangidy aza ny nilaozanao efa ho roa taona lasa izay.
19. iriniaina ( 22/11/2004 18:30)
ntsô...
20. fijo ( 22/11/2004 20:27)
aty izy wa fa aleo ary averiko miaraka amin\'ny zanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956