Raissa, aiza ianao???
24. xxx
(
26/11/2004 22:30)
hahhahaha mety hoe nataony taty ivelany dia nampidiriny t@ lantonoara nankany ka!
29. fijo
(
29/11/2004 20:48)
xx kosa le,aza ampijalina letsy izy an?
yonika sy mumu>an an mbola izy aho ka.nampanarahako any fotsiny ny zananay.
yonika sy mumu>an an mbola izy aho ka.nampanarahako any fotsiny ny zananay.
32. ikaretsaka
(
30/11/2004 14:56)
mumu> mety malefany taty ivelany dia avy eo nampidirina t@ lantonoara nankany!
33. fijo
(
30/11/2004 20:20)
:-D :-D :-D mumu araka ny voalazan\'i hery io .ny saina no maha izy na tsia azy.
36. sechat
(
03/12/2004 15:08)
oadray ry reto, mba ombay mitady raïssa fa ny taona mitombo, izy mbola tsy hita ihany. gravy be nge zany e! :-D
39. nilsen
(
03/01/2005 19:36)
Manohisoa!!
Hay ialahy no mpanadala ny cousine nay!! ataoko masaka ialah
Hay ialahy no mpanadala ny cousine nay!! ataoko masaka ialah