Raissa, aiza ianao???

41. yonikafopl ( 04/01/2005 18:44)
nilsen ary ela nga tsy manadala ny cousinen\'ny sasany le!!!
ze tiany ihany io
Manohisoa mbola tsy hita fona ve izy ao??
42. fijo ( 04/01/2005 22:59)
aoka re izy ry yonika o
43. yonikafopl ( 04/01/2005 23:43)
fijo miaro an!!
44. fijo ( 06/01/2005 21:11)
ka izay no asako ko
45. yonikafopl ( 07/01/2005 19:20)
ok fijo!! :)
46. mihanta ( 08/01/2005 12:22)
aro lozan\'ny fifamoivoizana v zany :-D
47. fijo ( 10/01/2005 22:44)
fimailo ka
48. iartistika ( 19/02/2005 16:08)
De i manohisoa ve zany karemy nandritra ny 2 taona? aza mandainga fa ouaine eo ah!
49. dadabe ( 20/02/2005 07:11)
iartistika>karemy tsy mihinankanina ve zany e?hihih :D
50. iartistika ( 20/02/2005 09:13)
Karemy @ le zay dada... :*
51. fijo ( 21/02/2005 21:30)
sao lasa dadabe eo koa ry karemy an
52. dadabe ( 23/02/2005 12:58)
fijo
53. fijo ( 23/02/2005 21:19)
dadabe,manao resaka karemy ireo ka sao lasa dadabe amin'ny tsy fihinanankanina eo
54. dadabe ( 02/03/2005 12:20)
:( :( :(
55. fijo ( 02/03/2005 23:07)
kere e
56. manohisoa ( 04/07/2005 16:04)
Misaotra tamin'izay nanampy na ny matotra ny ny tsy matotra. Hita tokoa izy saingy indrisy efa voafatotra....Raisiko ho toy ny fanafahana anefa izany na dia samy nijojo aza ny ranomasonay.
Misaotra an'i L......a ( Marseille)
57. booboo ( 04/07/2005 16:45)
oups!tsy kivy fa mitohy fôna ny fiainana Manohisoa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7513