Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka ( 01/12/2004 04:48)
Mivavaka ho an\'ny mpanota indrindra
Mba lasa ho\'a ny saiko ry zareo.... Voalaza foana ny hoe tokony hivavaka isika ho an\'ny olona mpanota.... Sady nanao devoir aho no namaky boky dia Nisy teny Nosoratan\'i Mark Twain (Ilay nanorat... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:28
nikopol ( 30/11/2004 19:38)
Resaky ny tantsaha
Resaky ny mpamboly roa vavy sy lahy mpifanolom-bodirindrina sendra voa enregistrer : - Mpamboly vavy : Asa inona Andriamatoa no ataonao fa menamena mahafatifaty be ny voatabianao ? za nandramako da... tohiny
novalian'i nikopol ny 23/12/2004 16:24
ratiavao ( 30/11/2004 17:47)
aleo izay mandeha no tohanana
Raha ny fahitako azy dia tsy ho lasa lavitra mihitsy ra-Malagasy raha tsy miova famindra. Efa hita fa tsy mandeha ny baolina dia mbola handaniana vola foana, maninona ohatra raha ny kanetibe izay efa... tohiny
novalian'i ramaso ny 13/12/2004 20:11
fanja1 ( 30/11/2004 17:47)
Un guide pratique pour les achats sur Internet
Les chiffres peuvent donner le tournis : le chiffre d\'affaires du commerce électronique en France a augmenté de 60 % entre 2002 et 2003 pour s\'établir à 3,6 milliards d\'euros ; un tiers du chif... tohiny
novalian'i fanja1 ny 01/12/2004 07:43
lema ( 30/11/2004 16:22)
ampianaro
ahona kay ry reto ny fanaovana \"tsa-siu\",\"canard laqué\",sy sakafo sinoa reny e!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:44
booboo ( 30/11/2004 07:45)
adinoy ny lasa
Fa maninona ôa ny lasa no hadinoina e ? Tsy natao angalana lesona hiatrehana ny ho avy angah reny mba ahafahana mandroso ho @ tsaratsara kokoa @ fiainana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:24
xxx ( 29/11/2004 18:48)
efa mivoatra ny artiste gasy
tena efa mivoatra ny artiste gasy fa henonay aty france fa hoe hiaraka hihira @jennifer hono izany aina pazzapa izany efa mba tsara kosa aloha izany e... tohiny
xxx ( 29/11/2004 18:17)
Mila hevitra
Misy namana vavy akaiky te hiteraka, dia mangataka amiko zaza, satria hono za mifanaraka amin\'ny criteres rehetrany ; bogosité, bika, alavana, fahaizana, firazanana sy ny sisa. Tsy misy possibilit... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:56
booboo ( 29/11/2004 17:09)
à vos pets
Antisocial : S\'excuse auprès des autres et va peter dans la plus complète intimité. Amiable : Apprécie l\'odeur des pets des autres. Athlétique : Pète au moindre effort. Attentif : Cel... tohiny
novalian'i ramaso ny 21/12/2004 21:10
sechat ( 29/11/2004 15:56)
Ahoana?
Ahoana no fijerinareo ny vehivavy gasy @zao fotoana izao raha mihoatra @ taloha. @ lafiny rehetra io : asa, fitiavana, namana ... :°) ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2004 22:20
lema ( 29/11/2004 10:06)
ny fahadisoanay
inona ny famaizana tsara indrindra raha nanao fahadisoana taminao ny olon-tianao ka tsy maintsy ho faizina kely.... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:37
1kd100 ( 29/11/2004 10:06)
manelingelina tokoa ve ny fivavahana kristiana
Satria mantsy manindrotsindrona ny fahazarandratsy mamatotra ny olona ny voalazan\'ny baiboly dia lazaina fa manelingelina izy.Tsy zakan\'ny olona ny ilazana mivantana aminy hoe mpanota ianao,mpangala... tohiny
novalian'i kinaoly ny 17/12/2004 17:43
fyjl ( 29/11/2004 06:17)
SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA
Faly miarahaba antsika namana rehetra Araka ny tapaka t@ fivoriana natao ny 27/11/2004 tany @ Glou, dia atao ny 18/12/2004 ny fankalazana ny faha 5 taonan\'ny Namana serasera. Izany dia atao ao @ ... tohiny
novalian'i ralay ny 17/12/2004 16:58
nikopol ( 28/11/2004 15:52)
Bandy manao ranomanitra
Ahoana njay no fiheveranareo sipa ny bandy manao ranomanitra ?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:21
nikopol ( 28/11/2004 15:49)
Dadabe noely
Inona no tianareo homena anareo amin\'ny Noely? ( na homen\'olona na vidianareo ho anareo de mety daholo) ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:47
cafe ( 27/11/2004 20:54)
miredemare foana ny ordi
saody mba misy afaka manampy ahy svp fa mandreraka be ny ordi ako miredemare tout seul foana rehefa connecte defois 30 MN apres connection ou 1 H ndraindray 3h plutard de hoatrizay foana nefa ... tohiny
novalian'i mcfy ny 28/11/2004 01:55
kally ( 27/11/2004 12:56)
Ny sakafontsika anio...
Eto samy mba milaza izay nohaniny androany,tsy hoe hifampiderana vilia sanatria fa mba hangalàna hevitra indraindray hoe andeha mba hanao an\'io indray koa aho androany.Izay an! manantena anareo :wi... tohiny
novalian'i ramaso ny 24/01/2005 07:54
xxx ( 27/11/2004 12:13)
hiandry azy sa tsia (tohiny)
tadidinareo v le sujet hoe hiandry azy sa tsia? (nanao menace de suicide ny oll niaraka t@ le olontiako) ary ambadika b ary le izy ato @ fitiavana ihany. saika hisaotra anareo aho noho ny fanampianare... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:10
tenio ( 26/11/2004 16:41)
Heros maty
Asa ianareo na mitovy hevitra amiko fa tsy tiako mihintsy ny film ka maty ilay \"heros\" amin\'ny farany ? Exemple: Gladiator, Armangedon, Titanic, Tigre et Dragon.... na koa hoe mijalijaly be ilay \... tohiny
novalian'i chipie1 ny 29/11/2004 13:47
booboo ( 26/11/2004 15:53)
chirurgie esthétique
Efa miha -lamaody io zô aty ivelany. Dé zà isaka zé miresaka @ vazà vavy dé mangala-pijery ny oron-dry zareo foana oe tena izy ara ve zô io ! :-D :-D Ny fahitanareo ilay fanaovana esthétiq... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8128