adinoy ny lasa

1. booboo ( 30/11/2004 07:45)
Fa maninona ôa ny lasa no hadinoina e ? Tsy natao angalana lesona hiatrehana ny ho avy angah reny mba ahafahana mandroso ho @ tsaratsara kokoa @ fiainana ?
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:24
2. arimalala ( 30/11/2004 09:54)
misy mari na io voalazan\'i booboo io fa misy nge ny sasany d ôtran\'lasa voafantsika b any @ le lasa d zay no ilazana oe adinoina ny lasa fa manjary tsy mampivoatra ndray
3. ravatorano ( 30/11/2004 11:24)
ny lasa tsy fanadino mihitsy
ny fanadinoana v tsy miteraka fahatsiarovana indray sa ahoana ? ka inn no anadinoana fa aleo tahirizina avokoa izay mandalo fa anajaranao ny mandanjalanaja azy sisa :wink:
4. sechat ( 30/11/2004 12:57)
F\'iza no niteny t@ i booboo hoe hadinoy ny lasa? Nitsoahan\'ny sipany ndray zô booboo io e? :-P
5. chipie1 ( 30/11/2004 13:11)
arakaraka ilay lasa io raha oe tena ni marquer be anao nefa tsy afaka natao de zay kouss tokony ho ezahana adinoina na de sarotsarotra aza
6. booboo ( 30/11/2004 13:57)
sechat> aaa, eritreritra sendra nandalo fotsiny io
7. sechat ( 30/11/2004 14:25)
booboo mijereva dokotera fa tena lasa lavitra be ny eritreritrao. Sa entiko mijery dokotera :wink:
8. booboo ( 30/11/2004 14:34)
sechat>mi-choquer anà ilay teninao oe \" mijereva dokotera \" satria be dia be ny olona no mpiteny izany isaka ny misy tranga ratsy iraika eo @ fiainan\'ny olona iray. Miteny ny hevitro fotsiny aho ary zaraiko eto @ forum dia izay. Tiako raha teneninao fotsiny ny hevitrao momba ilay lohahevitra dia izay. :)
9. booboo ( 30/11/2004 14:36)
sechat>hadino :-* :wink:
10. sechat ( 30/11/2004 14:39)
booboo calme fotsiny :-D :-D :-D :-D
11. ikaretsaka ( 30/11/2004 14:48)
ny saina tsy tokoy hanadino fa ny fo hono no tokony hanadino..
12. sechat ( 30/11/2004 14:50)
sarotra be io resaka io. Izay tena mahay mi-maîtriser an\'io de aoka hitantara...
13. fijo ( 30/11/2004 20:43)
le izy tsy hoe hadinoy ngamba fa avalony no tsara.izany hoe ao ihany fa tsy avoaka.
14. pitchou ( 01/12/2004 03:10)
ilay voaloham-pitiavana aza adino mihitsy an! fa sisa tsy koi! :-D :-D :-D
raha mavasetra noho ny fibanjinana ny ho avy ny lasa dia aleo adino any fa manjary tsy ahafahana mandroso! saingy ny lasa tsy manadino anao mihitsy fa manaraka anao ao afara ao foana! raha misy antony ilànao azy dia afaka mikaroka ao ianao hoe taiza ho aiza tokoa moa!
15. loockx ( 01/12/2004 03:17)
Aleo ny lasa hivalona ho tantara ho tsaroana any aoriana e, tsy tokony hiaina ao anatiny intsony fa aleo izy hipetraka ho fahatsiarovana. Ao iany kou ny sasany zay lasa eksperiansa mibaiko ny fihetsiky ny ol (soa lavo ahay mamindra; afo nandoro ny lamba...)
16. fraulo ( 01/12/2004 08:59)
Angamba kosa hoy aho ny tiana ambara amin\'io dia hoe aoka ny lasa izay manelingelina ny fandrosoana ho amin\'ny ho avy tsaratsara kokoa, izay manelingelina ny fiatrehana ny ankehitriny no hadinoina, hatao fota-mandry tsy fohazina, fa tsy ny tsara fitadidy sy manome hery kosa e.
Izany hoe rehefa miteny dia afohezina fotsiny fa ao ambadika ny dikany. Sa tsy izany ?
:)
17. arimalala ( 01/12/2004 09:38)
fraulo> tena io voalazanao io mihitsy no izy
18. sechat ( 01/12/2004 09:50)
tsy mbola nahita a hatr@ zao aloha olona tena afaka nanandino tanteraka. Ny vavany tsy miteny fotsiny :-D
ny lasa ratsy anie tsy voatery hanelingelina ny fandrosoana foana e! Indraindray aza ny fahatsiarovana an\'ireny no vao maika mampandroso
fraulo> fa raha hamoha lasa ratsy ka hahatonga @ fanaovan-dratsy de mitovy hevitra @ fraulo a.
19. loockx ( 01/12/2004 10:44)
Tantara mandrafitra ny fiainanao ny lasa, na tsara na ratsy. Tsy afaka esorina anaty fitadidiana le izy, fa na ho ela na ho aingana tsy maintsy mipoitra. Arakaraky ny handrosoana kou nge no mampitombo ny lasa e
20. mihanta ( 01/12/2004 12:49)
amiko na d sarotra hadinoina aza ny lasa,raha tsy nampivoatra kosa d aleo tsy d sainina b loatra ao an tsaina.tsy ho voatery zavatra ratsy foana kou anefa ny lasa,nefa na d zany aza aleo ny ankehitriny no atao zay mahatsara azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5466