adinoy ny lasa

21. nikopol ( 01/12/2004 17:45)
Ny fanatsarana ny ankehitriny sy ny ho avy no tsara. Ho an\'ny sipa ze te hanadinodino ny lasa de misy klè azoko atoro ihany !

22. fijo ( 01/12/2004 21:51)
izao e,dinio ny lasa,hiainana ny ankehitriny ary hitsinjovana ny hoavy.
23. pitchou ( 02/12/2004 17:54)
ilaozana handinika ny lasa ve ko ho tratra mihitsy ny ankehitriny? ny ho avy @zany tsy hita ze nandosirany tampoka teo!
24. fijo ( 02/12/2004 20:49)
ka tsy haka lesona amin\'ny lasa mihintsy izany fa hanao voalavo,indroa voadona?
25. ravatorano ( 03/12/2004 09:25)
misy fitenenana hoe ny lasa no hitsinjovana ny ho avy , izany hoe raha lavo na potraka ianao omaly d hiarina indray ny ampitso ka ny lasa izany mety natao ho anatra ny ampitwso na koa entina indray hanentana na hampirisika ny tena hanakaikikaiky ny tsara hatrany.
26. fijo ( 06/12/2004 22:42)
izay mantsy wa
27. arimalala ( 07/12/2004 11:03)
ka d inona zany fa hoy ny fitenenana hoe ataovy toy ny dian-tana, todihana ny lasa, banjinina ny ho avy
28. dezy ( 07/12/2004 13:41)
arimalala> zay no izy ,soa lavo ahay hiarina ,soa mahita hitsinjo ny ho avy
29. fijo ( 08/12/2004 22:24)
jereo ny lasa fa ny hoay no tena banjino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3611