Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
korotamby ( 22/11/2004 11:13)
ampy ve ny mivavaka ao an-trano?
ampy ve ny mivavaka ao an-trano, fa tsy mankany am-piangonana?... tohiny
novalian'i tsaragasy ny 18/03/2005 23:01
nikopol ( 22/11/2004 10:35)
Argent de pôsy
Ilaina homena argent de pôsy ve ny vady ?... tohiny
hasn ( 21/11/2004 15:36)
clonage humain
Hono hwa ry zareo! araka ny hevitrareo inona moa no tsy hanekena ny clonage humain? Tena serieux io fanontaniana io! Valiny tena mba objectif no antenaiko @ izy io ka antenaiko fa handraisan\'ireo mp... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:27
fatsoraly ( 21/11/2004 08:32)
Tsy mahay teny gasy hono!
Tany am-pitan-dranomasina tany hono nisy tanan-dehibe anakiray izany tsy nisy gasy mihitsy afa-tsy bandy (b) iray sy sipa (s) iray fotsiny. (b) Manao ahoana ny gasy e! (s) Quelle coincidence!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2004 21:38
lema ( 20/11/2004 21:47)
fitiavana tsara rindra
inona ny metimety: miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:12
xxx ( 20/11/2004 05:05)
Ny an\'ny olona
Mbola miady varotra be @ fandraisana ny lalao olympika @ 2012 ny tananan\'i New York.. (mbola tsy tena raikitra akory hoe handray na tsy handray an) izao sahady nefa de efa vita ny plan ny complex... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2004 20:54
hery ( 20/11/2004 04:17)
Tondrom-peo (?) : Tablatures
Araka ny fangatahan\'ny Mpitendry gitara eto amin\'ny serasera dia namboarina ho azo ampidirana Tondrom-peo (dikan-teny vonjimaika ho an\'ny Tabulatures de guitare) ny ao amin\'ny tononkira. Mbola ao ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:47
xxx ( 19/11/2004 21:23)
Fitaovam-pananahana
Inona avy no endriky ny filahiana na fivaviana efa hitanao? tavo io an Misy lava sanga toy ny akoholahy fataka Misy bilokaty toy ny fanoto tsy voapaly... tohiny
rivorandria ( 19/11/2004 16:22)
billet mora??
Mba aiza no tena misy billet makany dago mora kokoa ry zareo a! sa de mitovy daholo ireo agence be dia be ireo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:17
keirra ( 19/11/2004 15:48)
iza no bandy bogosy ndrindra eto an-tany?ra ny ah lo de keanu reeves e!
iza kay ny bandy hitanareo hoe bogosy ndrindra eto antany?... tohiny
novalian'i nanita ny 21/01/2005 21:13
keirra ( 19/11/2004 15:43)
iza no lehilahy hitanareo bôgôsy ndrindra eto an-tany?ny ahy lo keanu reeves
iza kay no bandy hitanareo bogosy ndrindra eto antany,ny ahy lo de keanu reeves e!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:58
xxx ( 19/11/2004 15:34)
paolo maldini(foot),misy mankafy ve nareo?
nareo ve mba misy tia an\'paolo maldini(footballeur an\'italie) za mantsy tena mba mirevy an\'lery sy ny équipany(milan ac),fa toa efa tsy capitaine tsony izy zao,sa diso ve za?mba omeo vaovao momba... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:00
xxx ( 19/11/2004 15:29)
leo ny matory lava any ampianarana
o ry zareo a!tena mba te hibosy sy te hotafita ny tena nefa indrisy fa na de interessé tahaky n\'inona aza de ohatran\'milanja biriky lé paupière nay e!efa mba miezaka ny tsy hiaritory iany,nefa in... tohiny
novalian'i idealy ny 02/01/2005 06:46
xxx ( 19/11/2004 15:02)
des filles vierges,ca vous dérange les mecs?
mba tiako ho fantatra kely we nareo bandy ve tsy mitady hafa tsy filles experimentées,sa mba te haka ny role d\\\'initiateur koa!... tohiny
novalian'i saddam ny 05/09/2005 10:33
harrydiga ( 18/11/2004 17:29)
homophobie
Afaka miaina ny homosexualité-ny ve ny lehilahy aty Dago. Mampalahelo mantsy ny zava-miseho voaresaky ny revue mpiseho isam-bolana iray izay milaza fa ny sexualitén\'ny mpiasa iray dia efa ampy hits... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:50
jpeg ( 18/11/2004 17:23)
tempo gaigy
:P mba te hahalala vaovao momba ny tempo gaigy a! mba te hifampiresaka @ mpankafy koa! :-P ... tohiny
novalian'i kotokala ny 04/04/2005 17:13
vegas ( 18/11/2004 17:06)
Vavan\'ny tsy ahazaka ve?
Betsaka ny gasy no milaza fa tsy hiaraka raha tsy amin\'ny gasy mitovy aminy iany. De mipetraka ny fanontanina oe vavan\'ny tsy ahazaka ve zany sa oe inona? Amiko refa fitiavana de mitovy dôly na ga... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/12/2004 06:02
iriniaina ( 18/11/2004 12:59)
sipa lava volo
zavatra tsapako aminy lehilahy gasy de tia sipa lava volo ndrindra fa le lava volo tsotra be reny , misy antony manokana ve sa question de goût fotsiny le izy ?... tohiny
ravatorano ( 18/11/2004 09:32)
vary ihany wa nenay malagasy
Gaga be aho omaly raha nijery vaovao tamin ny fahita lavitra fa d misy milaha bary indray amin izao.Teny ankadifotsy teny ambohimanarina ary anio maraiana aza moa dia nisy gazety niteniteny foana hoe... tohiny
novalian'i booboo ny 20/12/2004 14:52
sambatra73 ( 18/11/2004 08:12)
bourse sao mahasoa anao
Efa napetrako tary @ vaovao tselatra na dia efa ela aza ty no nivoaka, sao d mety liana enao. Le Directeur général invite les jeunes chercheurs à postuler pour les bourses UNESCO-Keizo Obuchi C... tohiny
novalian'i gasykely ny 24/11/2004 01:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0391