Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jpeg, milahatra araka ny daty
jpeg ( 08/12/2006 17:27)
Miarahaba and-Ravalomanana
Na dia mbola tsy vokatra ofisialy azany dia miarahaba and-Ravalomanana izahay. Tokony hanambatra ny hery daholo na ny mpanohana na ny mpanohitra hanatsarana ny firenana.... tohiny
novalian'i narima ny 10/12/2006 09:35
jpeg ( 15/11/2006 21:14)
Ho lany Ravalomanana
Raha izao fandehan'ny propagandy izao aloha dia aleo dia tsorina dia ny izao fa i Ravalomanana no ho lany. Afaka 5 taona indray manarina hoan'izay te hitantana an'i Madagasikara.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:57
jpeg ( 05/11/2006 18:23)
manahy vary vita Bac
Misy ireo tanora malagasy izay vao afaka Bac no lasa miroana manahy vary any ambanivohitra.... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 16:02
jpeg ( 04/11/2006 10:49)
TDM mety hanohana an'i Ny Hasina
Efa mandeha ny resaka ny fifanarahana fa mety hanohana an'i Ny Hasina Andriamanjato ny TDM.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:34
jpeg ( 28/10/2006 15:00)
Ahoana raha i Ny Hasina Andriamanjato?
Ahoana ny hevitrareo raha i Ny Hasina no lasa filoha? Mety ho tonga haingana ny ADSL lol. Ary mety izy no hanao 2 eme tour amin'i Ravalomanana, satria mety hanohana azy i Pierrot sy maro hafa koa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:58
jpeg ( 03/05/2006 18:04)
sondage ny fifidianana ho filoha malagasy
ity ny site ahafahanao maneho ankahalalana ny safidinao. vote unique izy io. [url]http://tdm-france.ifrance.com/vote.htm[/url]... tohiny
jpeg ( 12/04/2006 16:15)
Pierrot: valin'ny antson'ny TDM
Pierrot "Des partis politiques nouvellement créés, tel le TDM mobilisent les appuis en ma faveur. A la différence de l’excès de réserve et de prudence manifesté par certains caciques de ma fa... tohiny
novalian'i diloo ny 15/03/2009 01:04
jpeg ( 10/04/2006 05:27)
Tanora TDM
TDM dia antoko politika vaovao, naorina tamin'ny alalan'ny Pierrot Rajaonarivelo. Tanora no ankamaroan'ny mambra ao (Madagasikara, Frantsa). Andao hasehotsika tanora koa fa mahavita azy isika.Manana n... tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:37
jpeg ( 14/10/2005 13:15)
mahay mifanampy ny gasy raha toy izao
http://tranogasy.xooit.com/ forum ndrizareo ao @tranogasy.net miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire sns mafinaritra ny toy izao :lol: ... tohiny
jpeg ( 14/10/2005 13:13)
Hafa kely indray ty
Tsy ratsy ilay evitry ny tranogasy @ty forum http://tranogasy.xooit.com/ miresaka fianarana a! miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire s rapport de stage toa v... tohiny
jpeg ( 18/11/2004 17:23)
tempo gaigy
:P mba te hahalala vaovao momba ny tempo gaigy a! mba te hifampiresaka @ mpankafy koa! :-P ... tohiny
novalian'i kotokala ny 04/04/2005 17:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4464