mahay mifanampy ny gasy raha toy izao

1. jpeg ( 14/10/2005 13:15)
http://tranogasy.xooit.com/
forum ndrizareo ao @tranogasy.net
miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire sns

mafinaritra ny toy izao :lol:

2. xxx ( 14/10/2005 13:41)
ka zareo toa mbola vitsy dia mora misy intimité ny amitié
3. ravakamalala ( 14/10/2005 13:47)
nandeha tam lé izy aho fa vitsy kely ny message mandeha, ohatran ny mbola tsisy resaka.
sa hifindra ho any daholo isika?:D
4. Herimiafina ( 15/10/2005 01:22)
Tsara le initiativa, mahafinaritra ny mahita fifankatiavana toy izany.
5. hesham ( 17/10/2005 17:45)
Herimiafina , ndao mba hifankatia
:-D:-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 17/10/2005 22:22)
Oadray klé, tonga de mikoty ankitsirano be fotsiny zao klé, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
7. hesham ( 17/10/2005 23:00)
Fa inona ny dikan`ny mifankatia aminao .:-D:-D
8. methode ( 17/10/2005 23:12)
Hihihi! Mifankatiava ihany raha mbola velon'aina!!!8O
9. hesham ( 17/10/2005 23:16)
Ka tsy azony ny tiko tenenina @ le mifankatia , everiny fa mpivady ihany no mahay mifankatia . :-D:-D
10. Herimiafina ( 17/10/2005 23:38)
Fa inona kou ry hesham, ny mpisipa? heehehheehhe:-D:-D:-D:-D
11. hesham ( 18/10/2005 03:47)
mpisipa =mifankatia
mpivady =mifankatia
mpinamana =mifankatia
mpihavana =mifankatia
de inn koa re eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mpifankatia doli reo
12. Herimiafina ( 18/10/2005 04:32)
hehehehehe, hananano daholo zany reo grady ireo an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. hesham ( 19/10/2005 01:29)
Dia raha ananako , tonga any aminao anga ny probleme .:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 19/10/2005 01:54)
Le probleme nalefanao ve, ngah te-hizara probleme amiko ty izy ry tonaka, mafy loatra ngah izy ao? hehehee:-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 19/10/2005 01:55)
Le probleme nalefanao ve, ngah te-hizara probleme amiko ty izy ry tonaka, mafy loatra ngah izy ao? hehehee:-D:-D:-D:-D
16. hesham ( 19/10/2005 02:22)
Ny probleme nao ary tsy zakanao kou .Sady zakako ny ahy nenao nga tsy zakanao tsony fa be lotra .:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 19/10/2005 02:37)
Ie, tsy zakako itsony fa de tiko zaraina aminao raha tinao. Inn moa izany probleme-ko zany, ny fisisihanao, ny fitiavanao ahy tafahoatra, mampataotsa be anah, hehehehee:-D:-D:-D:-D
18. hesham ( 19/10/2005 02:52)
Efa hoe za tsy tia anao . Nanofy ratsy an`i suzy anga no matahotra zany refa manolana faty .:-D:-D:-D:-D
19. hesham ( 19/10/2005 02:55)
Maninona raha tsorina fa te hi tsain tsain ny probleme nao nefa tsy mahazo sipa de lasa nanao pedofila sy pd .:-D:-D:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 19/10/2005 02:57)
Non diso be tanteraka mahintsiny zany. Io zavatra lazainao io de zavatra fitenin'ireny sipa tara be reny nefa tsy mety mihaiky, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3368