mahay mifanampy ny gasy raha toy izao

21. hesham ( 19/10/2005 02:59)
Hiaiky aminao ve fa hoe tara be amina ianao ?? :-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 19/10/2005 04:14)
De inona moa no olana? Enao aza no tena tara, hehehehhe :-D:-D:-D:-D
23. hesham ( 19/10/2005 16:04)
Za aloha tsy nanisy olana mintsy hoe tara amiko ianao e .Ny mampalahelo za tsy tara aminao anie e.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 19/10/2005 20:48)
Eeeeeh, mitovy be amin'ilay frappin'ilay sipa potika be tamiko fahiny izay zany frappinaozany raha vao nahita izy fa tena impossibla le fiarahana amiko. hehe:-D:-D:-D

Tsy hainy fa raha niborosy nify izy ny marainan'iny mety mba tiko ihany.
25. ravakamalala ( 20/10/2005 15:06)
Mifindra anie hono ry Herimiafina ireny fofom bava ireny e!! hum !
26. Herimiafina ( 20/10/2005 15:54)
Ie, zay mintsy no tsy iarahako amlé hesham io na de tiny be aza zah, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
K'ahoaha ry ravakamalala, efa mba niborosy nify tsara ve alou i toi vao miresaka amiko.
27. hesham ( 22/10/2005 01:19)
Ary hitako eto mintsy fa sendra vevavy misy fofona fona ianao an . Efa zatra anao zany le fofona .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 22/10/2005 02:50)
Ie, sendra anao aho izao. hehehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8194