mahay mifanampy ny gasy raha toy izao
1. jpeg
(
14/10/2005 13:15)
http://tranogasy.xooit.com/
forum ndrizareo ao @tranogasy.net
miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire sns
mafinaritra ny toy izao :lol:
forum ndrizareo ao @tranogasy.net
miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire sns
mafinaritra ny toy izao :lol:
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 02:50
3. ravakamalala
(
14/10/2005 13:47)
nandeha tam lé izy aho fa vitsy kely ny message mandeha, ohatran ny mbola tsisy resaka.
sa hifindra ho any daholo isika?:D
sa hifindra ho any daholo isika?:D
4. Herimiafina
(
15/10/2005 01:22)
Tsara le initiativa, mahafinaritra ny mahita fifankatiavana toy izany.
6. Herimiafina
(
17/10/2005 22:22)
Oadray klé, tonga de mikoty ankitsirano be fotsiny zao klé, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
9. hesham
(
17/10/2005 23:16)
Ka tsy azony ny tiko tenenina @ le mifankatia , everiny fa mpivady ihany no mahay mifankatia . :-D:-D
11. hesham
(
18/10/2005 03:47)
mpisipa =mifankatia
mpivady =mifankatia
mpinamana =mifankatia
mpihavana =mifankatia
de inn koa re eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mpifankatia doli reo
mpivady =mifankatia
mpinamana =mifankatia
mpihavana =mifankatia
de inn koa re eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mpifankatia doli reo
12. Herimiafina
(
18/10/2005 04:32)
hehehehehe, hananano daholo zany reo grady ireo an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina
(
19/10/2005 01:54)
Le probleme nalefanao ve, ngah te-hizara probleme amiko ty izy ry tonaka, mafy loatra ngah izy ao? hehehee:-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina
(
19/10/2005 01:55)
Le probleme nalefanao ve, ngah te-hizara probleme amiko ty izy ry tonaka, mafy loatra ngah izy ao? hehehee:-D:-D:-D:-D
16. hesham
(
19/10/2005 02:22)
Ny probleme nao ary tsy zakanao kou .Sady zakako ny ahy nenao nga tsy zakanao tsony fa be lotra .:-D:-D:-D
17. Herimiafina
(
19/10/2005 02:37)
Ie, tsy zakako itsony fa de tiko zaraina aminao raha tinao. Inn moa izany probleme-ko zany, ny fisisihanao, ny fitiavanao ahy tafahoatra, mampataotsa be anah, hehehehee:-D:-D:-D:-D
18. hesham
(
19/10/2005 02:52)
Efa hoe za tsy tia anao . Nanofy ratsy an`i suzy anga no matahotra zany refa manolana faty .:-D:-D:-D:-D
19. hesham
(
19/10/2005 02:55)
Maninona raha tsorina fa te hi tsain tsain ny probleme nao nefa tsy mahazo sipa de lasa nanao pedofila sy pd .:-D:-D:-D:-D:-D
20. Herimiafina
(
19/10/2005 02:57)
Non diso be tanteraka mahintsiny zany. Io zavatra lazainao io de zavatra fitenin'ireny sipa tara be reny nefa tsy mety mihaiky, hehehehe:-D:-D:-D:-D