Pierrot: valin'ny antson'ny TDM

1. jpeg ( 12/04/2006 16:15)
Pierrot "Des partis politiques nouvellement créés, tel le TDM mobilisent les appuis en ma faveur. A la différence de l’excès de réserve et de prudence manifesté par certains caciques de ma famille politique, les jeunes patriotes du TDM sollicitent ma candidature. Je n’ai nullement l’intention de les décevoir"

http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=6498&Itemid=30
novalian'i diloo ny 15/03/2009 01:04
2. narri ( 12/04/2006 17:03)
aleo ranga izy mba iverina any tanana fa eto frantsa ange lery mampalahelo fa tsy anasa e.tsy rarain ny frantsay ny diplomany.
3. Jokera ( 12/04/2006 18:57)
vous êtes entrain de faire une affirmation gratuite en parlant de la non réconnaissance et de la non considération du diplome de l'ex VPM par les Français.Ainsi je vous invite à ne pas parler au hasard et à accorder plus de respect aux gens.Et je vous remercie d'avance pour votre effort de ne pas gater l'image de notre jeunesse malgache.
4. Fiffi ( 12/04/2006 19:35)
fa inona daholo aloha ireo eh ? fa gasy ve ianareo aloha ? mba hataovy @ teny gasy aloha fa tena tsy araka eh! :roll::roll:
5. fijo ( 13/04/2006 03:45)
fa ngaha ny "jokera "tsy mahay miteny gasy le.
amiko dia tsotra e.raha te hilatsaka izy,dia asaivo mody aloha hiatrika ny lalana misy any sy ny fiainana any,fa tsy aty dia be revirevy aty.
6. dadabe ( 13/04/2006 05:13)
i pierot rajaonarivelo anie io jokera io ry zareo e:roll:
7. jpeg ( 13/04/2006 05:17)
Efa maro ny hetsika, sy ny tery internasionaly, ary ny any antoerana, hahafahany miverina, ary hilatsaka hofidiana.
8. fijo ( 13/04/2006 19:26)
jpg an,mba mijereva kely "madagascartribune" androany 13 avril,dia vakio le lahatsoratra hoe tezitra ny AREMA,fa misy resaka mazava momba anareo ao.
ny arema aza izao efa manomboka manilika anareo dia ahoana?
9. Fiffi ( 13/04/2006 19:39)
Tezitra ny Arema

Ifandroritana Rajaonarivelo

Manana ny zo hifanohana ny hery rehetra eto amin'ny tanàna, ary tsy Arema no hanosim-bohon-tanana ireo izay heverina fa hanome hery azy, saingy aoka ho tompon'andraikitra amin'izay voalazany ny rehetra sy ny mety ho fifanarahana eo amin'ny fanohanany an'i Pierrot Rajaonarivelo.
Raha ny hita dia misy mampiasa ny anaran'ity SG ny Arema ity hoy ingany Harinaivo Rasamoelina, ary heverina fa mety handoto io anaran’olona io, ka mila mailo ny mpikambana rehetra sao tafiditry ny mpikarama an'ady ny fanohanana azy.
Momba ilay fikambanana antsoina hoe TDM, vao niorina tsy ela izay, dia nilaza ireo mpikambana ao amin'ny antoko Arema fa mbola tanora loatra angamba ilay zalahy ka manao fiteny tsy voahevitra. Raha hilatsaka Rajaonarivelo Pierrot dia ny antoko no manolotra azy fa tsy izay fikambanana tsy fanta-pihaviana any no hanolorany ny Programam-pampandrosoana hatao eto amin'ny firenena. Tsy io fikambanana vao mijoro io ihany koa no andeha hisekosekohampijoro ny komity mpanohana ka izahay indray no andeha hiankohoka any, tsarovy fa ny antoko misy anay no manangana ny komity manohana an’i Pierrot Rajaonarivelo fa tsy ity TDM ity.
Na dia mbola manao sesin-tany ny tenany any ivelany aza ny PM lefitra teo ity, dia ifandroritana tanteraka ny anarany, ary izy io ihany koa efa nilaza fa vonona ny hilatsaka ho filohan'ny repoblika. Hanao ahoana raha izany ny mety ho fifanjevoana eo amin'ny samy mpanohana raha vao miandoha tahaka izao dia efa mifanipaka toy ny valala ankarona sahady ry zareo ireto. Hanao ahoana no mety ho fitarafan'ny aty ivelany azy ireo indrindra, fa raha hambabo ny fon'ny olona tsy mpikatroka tao ? Hita taratra aloha hatreto fa tezitra ny Arema satria saro-piaro amin'ny olony izy ireo, ka tsy izay olona heverina ho mitady tombontsoa manokana rehetra izao no hitarika ny maro hikisaka amin'ny antoko nipoirany.
Naivo kely. Madagascar tribune

10. fijo ( 13/04/2006 19:43)
hoan'i jpeg io lahatsoratra io e
11. Fiffi ( 14/04/2006 04:08)
12. fijo ( 14/04/2006 19:40)
tsy sahany novakiana le izy ko
13. TDMmalaza ( 16/04/2006 16:20)
hita anie ny mahadondrona an'ireo AREMA ireo. olona hanohana an'i Pierrot indray no mahatezitra azy fa tsy ny fitondrana izay manitsakitsaka azy.
ary mbola misy mandraharaha an'izany arema izany ve? raha tsy i Pierrot io arema io dia efa maty efa ela.
ary ry raharinaivo izany anie tsy mahay teny frantsay ka tsy nahazo ny lahatsoratra nosoratan'i Pierrot angaha?
mazana aloha ny TDM ka mamporisika azy zahay .
14. xxx ( 16/04/2006 19:48)
Ko i Pierrot mbola coupable ko nga afaka milatsaka izany. Manofinofisa eo nareo de tara train eo indray.
15. TDMmalaza ( 18/04/2006 06:05)
inona moa no maha ondamné an'ingahy Pierrot?. ianareo izay mihevitra ny amin'izay hoavin'ny madagasikara dia tsy mahalala akory no sady manaiky fahatany izay antsonjay rehetra izay dia mihevitra fa sahala amin'izany no hampivoatra an'ity firenena io?
tsy io "condamnation" bidon io no hanakana azy. fa tokony anjaran'ny tanora te-hivoatra sy hampivoatra an'i Madagasikara ny MANOHITRA NY ANTSONJAY fa tsy manaiky ho andevoziny.
rahoviana no lany filohampirenena ingahy Ravalomanana? na izany aza tsy voavaly kanefa hampivoatra ny firenena no tanjona.

ho hitantsika eo na hanaiky ny handevozin'ny antsonjay sy ny fandikandalàna ny vahoaka malagasy.
16. xxx ( 18/04/2006 11:25)
Meloka t@ raharaha 2002 izy ka!
Sady izahay aloha tsy mila Arema e!
17. xxx ( 18/04/2006 11:37)
I Pierrot izany dia olona efa maloto, iza no tsy mahalala ny affaire @na Milliard maro tao@ douane niaraka t@ Sophie e?
Dia izany ve dia mbola hatokisana foana e, mba misaina ry zalahy a!
18. Stone ( 18/04/2006 11:46)
Marina ireo tenin'i xxx ireo, nanodikodina milliards maromaro tao @ la douane ilery sy sophie, izay no nahampanakarembe azy hatramin'izao.
Tsy omeko tsiny ianao ry TDM fa vola io ko!
Marihiko fa ny tenanay dia efa lany volabe tao ihany koa t@ namaoka automobiles.
19. Fiffi ( 18/04/2006 12:58)
fa ngaha ny "jokera "tsy mahay miteny gasy le.
be style be fotsiny lery !
20. TDMmalaza ( 19/04/2006 07:20)
xxx:

Meloka t@ raharaha 2002 izy ka!
Sady izahay aloha tsy mila Arema e!



zonao ra xxx ny tsy mila an'i AREMA. fa raha milaza ianai fa hoe meloka tamin'ny raharaha 2002, sahiko ny mamaly anao fa: ny Lainga dia efa tsy mandaitra intsony izao. ny minoa fotsiny ihany koa dia efa tsy mapirevy ny akama.
mazava izany fa na ianao aza tsy mahalala akory ny didimpitsarana navoakin'ny mpitsara? io ary ilay efa natahorako raha nilaza ry fifii fa tsy MANINO RAHA MANDIKA LALàna....

aiza ho aiza re izany é? hita fa tsy hampandroso firenena nareo izany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0779