tempo gaigy

1. jpeg ( 18/11/2004 17:23)
:P mba te hahalala vaovao momba ny tempo gaigy a! mba te hifampiresaka @ mpankafy koa!
:-P
novalian'i kotokala ny 04/04/2005 17:13
2. chipie1 ( 18/11/2004 17:54)
ande ijaikojaiko za klou :lol:
3. yonikafopl ( 18/11/2004 18:32)
jpeg sao dia las agaigy any, i chipie aza ty efa nijaikojaiko fa matahotra :-D
4. rvoulah ( 18/11/2004 18:37)
salama tsar hono ry zareo ka :roll:
5. fijo ( 18/11/2004 20:53)
an an toa lasa gaigy ko.
6. fijo ( 18/11/2004 21:19)
aleo lesy tsaboko raha izany a.
7. ravatorano ( 19/11/2004 06:49)
lisany kosa aloha ntsss :-P :-P :-P
rehefa tsy tianareo ilay mpihira d kalma fotsiny fa aza migaigigaigy loatra eh :-D :-D :-D
Ny reko farany momba andry zalahy ireo dia toa hoe hiaraka hiaka tsehatra amin i telo isanjato ry lerony alohan ny faran ny taona ity izany fa en forme matavy kely aby rilaikary any
8. jpeg ( 19/11/2004 15:08)
ary ny vaovao momba ilay prochain album sy clips??? :D
9. yonikafopl ( 19/11/2004 17:37)
hummmm merci ravato an!!!
10. jpeg ( 19/11/2004 18:40)
aiza kay no anao spectacle ry zareo?
dia hamoaka album sy clip ve ? 8)
11. xxx ( 19/11/2004 18:43)
ze tsy tia de aza makato e!!!
i micky ra manaraka ity forum ty dia mba omeo vaovao izahay
misaotra mialoha :D
12. xxx ( 20/11/2004 10:13)
iza izany tempo gaigy sy 3% mba omeo informations momba izany izahay aty lavitra aty 8O :!: :!: :!:
13. xxx ( 20/11/2004 10:14)
iza izany tempo gaigy sy 3% mba omeo informations momba izany izahay aty lavitra aty 8O :!: :!: :!:
14. jpeg ( 22/11/2004 12:37)
Tempo gaigy sy 3% no hiaraka? dia aiza kay no atao le izy! dia omeo vaovao momba ny album ko :P
15. fijo ( 22/11/2004 20:32)
any ampandrianomby le specta.ka 3/4 ny toerana ihany n azo hamidy.
16. jpeg ( 23/11/2004 12:22)
ampandrianomby??? :P
17. fijo ( 23/11/2004 21:03)
ie,eo akaikin\'ankatso.amin\'ilay midinabe iny.
18. xxx ( 23/11/2004 23:17)
Tongava daholo zareo fa namoaka doudounes vaovao hono zareo
19. jpeg ( 24/11/2004 12:28)
rahoviana kay le date?
dia efa namoaka hira vaovao sy clip ve zareo?
ao ve micky???? :P
20. jpeg ( 24/11/2004 17:01)
inona no tian\'i fijo lazaina @le oe 3/4 n\'ny toerana ihany no amidy! tsy dia mazava loatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2074