tempo gaigy

41. jpeg ( 03/12/2004 15:33)
lzay mintsy kotokala a! rehefa marimpototra ny vaovaon\'se dia ita eo ihany e :-*
42. fijo ( 06/12/2004 22:05)
ndana ry zalahy an
43. kotokala ( 07/12/2004 16:00)
toa ohatry ny resaka ony ka oe fotsiny ko. otran\'ny tsy marina zany le izy.
44. fijo ( 08/12/2004 21:46)
izay no maha gaigy azy
45. jpeg ( 09/12/2004 10:07)
i kotokala ndray no nandefa vaovao tsy marina an!
46. fijo ( 09/12/2004 20:56)
mpanely tsaho izany an,tandremo
47. kotokala ( 10/12/2004 16:51)
tsy izaho no nanely tsaho ry reto fa tao aminy madanight no nisy an\'io vaovao io a :roll:
48. fijo ( 13/12/2004 22:04)
sao dia madaday indray no milaza ny marina ary
49. EMIN3M ( 01/03/2005 14:30)
fijo:

lasa gaigy any nareo le.



aza mba ratsina ranga le vazo gasy eeee!!!!!
refa tsy milay de aleo ho anay ny anay!!!!!
zay anga mangataka amilaisany. :evil: :evil: :evil: :evil:
50. fijo ( 01/03/2005 21:03)
tsy manaratsy letsy fa mba blagy an.
51. andmia ( 05/03/2005 12:30)
zahay lo aty de tsyte handany vola @spkla an'i tepogegy zany aleo omena an'ny mahantra ny vola fa ireny efa deba mahavidy doudoune :lol: hihihi hahaah :twisted:
52. kotokala ( 21/03/2005 16:44)
aona daoly e! vaovao hoan'izay mazoto e, anafana lundi de paque any @le carat ambatofotsy ny tempo ony e! :lol:
53. sonwin ( 21/03/2005 17:51)
in tempo zany e
54. jpeg ( 23/03/2005 10:33)
Ay! tena le carat mintsy a! d aona ko nefa misy miteny oe anao paska bira ony zareo! :?:
55. totty ( 28/03/2005 10:55)
salut daholo!
vola hariana ny anareo izay mijery izany tempo gaigy izany,tsy tadidinareo angaha tamin ny herintaona?mitetika ny ahazo olona betsaka ry zalahy kanefa dia nidiran ny rivotra ,ny antony dia satria ry zalahy mamalana hira no sady mitovy daholo ny feon kirany,ka noho izany aza mandany vola amin ny izay mpihira tsy mamely tahaka ireny ,ny anarany aza moa hoe tempo gaigy izany ve tsy maha lasa gaigy !!!! :-D :-D :-D :-D :-D
56. kotokala ( 04/04/2005 17:13)
andray kosa e! mba tsara kosa rangaha ny hiran'dry zareo sady nisy amélioration be a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076