tempo gaigy

21. kally ( 24/11/2004 17:59)
f\'angaha tsy hoe efa namidiny ilay doudoune ireny e?
22. fijo ( 24/11/2004 20:46)
jpeg,ka hoe tempo gaigy sy telo isanjato ko tsy 3/4 ve izany no azo vidiana?ih,ih,ih, sangy letsy io an.
le doudoune mainty be ireny hono toa efa nadebaka ko.
23. jpeg ( 25/11/2004 07:24)
dia rovina kay le izy e? tena resaka sérieux v alo io e?
24. booboo ( 25/11/2004 07:46)
tssss ! aza mananihany beee lôtra ry zareo fa tsy hitanareo ve fa tena sérieux sy mba mila valiny matotra i jpeg ?
25. arimalala ( 25/11/2004 11:53)
fijo a, mba seriosy i jpeg fa mipetraha tsara
26. fijo ( 25/11/2004 20:52)
aoka ary izay e.ih,ih,ih,
anontanio andravatorano letsy fa izy no mahay an\'izay a.za mba nanala azy fotsiny .
27. jpeg ( 26/11/2004 16:21)
28. jpeg ( 30/11/2004 12:19)
kotokala a! ny pseudo n\'se amizay ampesaina a! tsy manin fa ze mahita ihany no mahakobo e!
29. jpeg ( 30/11/2004 12:50)
o ry reto a! so dia tsy ampandrianomby fa ao antranon\'omby? :-D
30. sechat ( 30/11/2004 12:54)
tsy ao @ tranon\'ny omby ve no misy ny fandrianan\'ny omby :-D :-D :-D :-D
31. jpeg ( 30/11/2004 16:09)
zay ndrindra no ilazako oe tranon\'omby ko! tonga ny noely tsinona ko! :lol: :-D
32. kotokala ( 30/11/2004 17:11)
marina ve zany hoe tempo gaigy ho avy any Metz izany? hitako tany @ madanight. ;-)
33. fijo ( 30/11/2004 20:25)
mety homarina ka,noely anie izao e.
34. jpeg ( 01/12/2004 12:29)
Ay! mandende mintsy i kotokala mitady vaovao a! lavitra andriko ihany anie Metz e!
35. fijo ( 01/12/2004 21:37)
lavitra akaiky hoy ny TGV ka
36. jpeg ( 02/12/2004 07:41)
fa mandreraka koa! tempo gaigy ve no hovonjen\'se any Metz ry kotokala? sô de gaga any se a :-*
37. ravatorano ( 02/12/2004 08:33)
momba ilay spkt iarahan dry lerony aloha d mbola tsy misy vao2 azo omena sady ry boaikely ato ambovo no mpinamana amin dry zalah ireo fa raha ny fahalalako azy dia vinavina aloha ilay izy.
Ny clip indray d eo ampnomanan azy mihitsy ry zalahy tempo izao fa tsy haiko loatra hoe inn le titre d aiza no hanaovany anazy.
Ialako tsiny fa izao vao affaka nandalo tato .
:wink:
38. jpeg ( 02/12/2004 09:42)
okay ravato a! ilazalazao vaovao eeto ihany dia veloma any amindry zareo any e!
39. kotokala ( 02/12/2004 17:40)
fa zaho angaha nilaza hoe ho any ry jpeg a :roll: raha miaraka isika dia mandeha zaho. nefa aleo aloha jerena izay marina fa sao dia balaoasy fotsiny io koa. 8)
izay mba mahalala vaovao momba an\'io dia mba omeo :D
40. fijo ( 02/12/2004 20:41)
lasa gaigy any nareo le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082