Vavan\'ny tsy ahazaka ve?

1. vegas ( 18/11/2004 17:06)
Betsaka ny gasy no milaza fa tsy hiaraka raha tsy amin\'ny gasy mitovy aminy iany. De mipetraka ny fanontanina oe vavan\'ny tsy ahazaka ve zany sa oe inona?
Amiko refa fitiavana de mitovy dôly na gasy na eropeana na amerikana.
Ka hoy aho oe, sô de mba vavan\'ny tsy nahazaka sy tsy ahazaka iany izany?
Aona ny evitrareo?
novalian'i pitchou ny 17/12/2004 06:02
2. fanja1 ( 18/11/2004 17:34)
vegas! vavan\'ny tsy ahazaka ahoana? raha za manokana alou de za tsy mila raha tsy gasy e! ary za tsy mitsara na iza na iza fa zay no tiako, samy olona @ tiany e
3. dezy ( 18/11/2004 17:35)
\"Gasy ka manja,\" tsy resaka we mazaka na tsy mazaka fa fitaizana tany dago ,za tsy miteny we tsy maintsy arahina fa zay klou no nentina taty ,avy eo anjaranao ny misafidy eee.
4. iriniaina ( 18/11/2004 17:50)
oe tsy mahazaka gasy ve? mandehana makany dago fa de hahazaka bobaka be!
resaka fitiavana io fa tsy misy oe tsy nahazaka zany raha ny hevitro manokana.
5. vegas ( 18/11/2004 17:53)
ie zay mintsy lé fomba fiteny: \"gasy ka manja\" manja amin\'ny aona aza lé gasy? tssss
6. chipie1 ( 18/11/2004 17:56)
gasy ka kanto !
7. chipie1 ( 18/11/2004 18:04)
samy manana ny fijeriny io fa aminy maha gasy ny tena de zay le fiteny :lol:
8. vegas ( 18/11/2004 18:37)
iriniaina> tsy mahazaka ankoatry ny gasy ka. Mifamadika amin\'ny lé lazainao io.
Ary marina mintsy io teninao io fa any dago de bobaka raisina amin\'ny sobika mintsy, fa na eto koa aza an.
9. yonikafopl ( 18/11/2004 19:24)
aiza kosa de we vavan\'ny tsy hahazaka e! safidy io, ary tsy hifampitsarana.
dezy asa fa ny anay ny nitaizana anay dia tsy manavaka firenena na foko fa rehefa olombelona nofo sy ra manam-panahy sy mitovy firehana @ tena ka manaja izany atao hoe fitiavana dia tsy nanakanana anay. Ka amiko izay tiako na gasy na vazaha na afrikana na sinoa na karana dia mandeha doly.
10. jhouhlambout ( 18/11/2004 19:27)
Ka ny fombafomba amamp-anao anie tsy mitovy mihintsy e! Tsy maintsy mila finiavana matanjaka be mihintsy vao mitazona io raharaha io!
11. fijo ( 18/11/2004 20:57)
vegas.taloha aho tsy nanana sipa hafatsy vazaha teto,fa tsy miady letsy ilay fisainana an.araka io voalazan\'i jhouhl io.
12. maditra ( 18/11/2004 22:27)
Raha manambady gasy izany ireo olona avy nipetraka taty am-pitany ireo vegas dia ataonao hoe tsy nahapezy? Tsy fara-hevitra mihitsy ny fakana vady gasy. Tsy hoe tsy nahapezy vazaha io olo rehetra manambady gasy io.
13. fijo ( 18/11/2004 22:34)
hay ela efa hendry kle.marina mihintsy izany.
14. fanja1 ( 19/11/2004 07:26)
Mba jereo ihany kou ny ho avin\'ny ankizy e! bdb reo olona nanambady olona tsy mitovy razana aminy, de refa misaraka avy eo , dia misy olana be , ny sasany de mangalatra ilay zaza mihintsy de entiny mandositra any @ fireneny, edivana be (marina fa tsy voatery we hisaraka ry zareo fa tssy tompon\'ny rampitso e) mahalala olona zay za nanambady comoriana de nentin\'ilay rainy nandositra any komoro ilay zaza, efa 8 ans zao no tsy nahitandreniny ny zanany. Ka asakasakareo manambady na hanambady olona tsy mitovy razana aminareo
15. dezy ( 19/11/2004 07:53)
yoni>za nge tsy miteny we manavaka eto e fa kosa fanirina ny any Ray aman-dreny t@ ZA niala tany fa anjarako avy eo we miady @ piesiko ve sa tsy na vaza na gasy na inn na inn vegas> aiza kosa de we raofina @ sobika ratsy ovy nambolena tetsy Behoririka less izy ty kou ,mba asio ajany ny an\'ny Tena eee :-P
16. six ( 19/11/2004 11:11)
vavan\'ny tsy hahazaka amin\'ny ahoana aza????
samy manana ny tiany io, kôziko fa za aza efa nokotin\'ny vazaha fa za no tsy nety d aona zany?
nenà kou lou d gasy no tiako e!
17. vegas ( 19/11/2004 13:04)
Ra ho vadiana nge tsy koi ra gasy e. Fa misy ny sasany na ny hisipa amin\'ny vazaha fotsiny aza de efa marikoriko azy. Tsy mazava be ve zany? lol
18. chipie1 ( 19/11/2004 13:32)
vegas> ka samy manana ny tiany io na hisipa na hivady amina gasy na vaza? fa tsy oe tsy nahazaka !
19. dezy ( 19/11/2004 13:55)
ngo kosa aza ela ry vegas de mbola tsy tany @ vaza de manotany fika eto hihihihihi :-P
20. vegas ( 19/11/2004 14:23)
dezy> vazà ny amizao fotoana papa a. Tsy maheno matsatso araky ny filazan\'ny sasany za alou atramizay ka atramizao. Ary za tsy manda ny tenin\'ny rehetra oe bedebe ny fijery tsy mitovy eo amindry zareo sy amintsika fa saingy oe tokony mba manandrana alou vao miteny hoe tsy tia. Tsy haiko na azonareo lé tiko tenenina fa otrany miverimberina fona izy zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1562