Vavan\'ny tsy ahazaka ve?
21. dezy
(
19/11/2004 15:26)
nalaza tany Namehana ve less de tsy nanadrana voasary ray?? mety efa tao doly reo bandy reo fa mbola tsy nisy niteny teo we matsatso zany, samy manana ny sirany refa misakafo fotsiny fa le hena mitovy ihany :-P
22. yonikafopl
(
19/11/2004 18:29)
ka rehefa izay ny safidinao ry vegas dia tiavo izy a!! aza mihaino izay vavan\'ny mpitanty ra kena ianao, ny ahy kou na avy aiza iny na avy aiza ahy iny kou. amiko na tsy mitovy aza ny firehana rehefa ao ilay fitiavana milamina foana io, na isika samy gasy aza ange ka samihafa ny fisainana e! Ny mpiray tampo aza mou samy manana ny sainy kou.
23. xxx
(
20/11/2004 00:08)
Ny ahy aloha ry papa ny manambady vazà tsy maninona ihany fa ny fitaizana ny klonga no ho grave.Efa mamonjy fety gasy zah de mahita fa tsy mitovy ny fitaizana metis sy pur,mitovy² ny vazà samy vazà sy ny gasy samy gasy fa le metis de hita somary horera izany ny toetrany.Fehiny:tsy ny vady vazà no ratsy fa ny ho taranaka
24. ikaretsaka
(
20/11/2004 03:51)
izay indrindra manko.. ny anareo de ny anareo foan afa tsy jerenareo mihitsy ny ho avin\'ny taranakareo
25. poupounesana
(
20/11/2004 06:32)
hono hoà i vegas ngah tsy gasy eh? sa metisy ?raha izay d mety hi-comprendre an\'le fanontanianao ery ambony ery ihany aho.Le izy ange tokony ny contraire no tokony hahagaga eh!rah gasy enao d tokony ho fier @ maha gasy anao na lazaina aza fa mahantra ny gasy, na ratsy tarehy na tsara tarehy d efa izay enao fa tsy afaka ny hiova ho zvt hafa mitys rah tys hoe naturaliser-na gabonais na togolais. rah zà manokana kosa alou d ny gasy ihany no tiako eh.d zao koa raha gasy samy gasy aza anefa no miaraka mbola misy foana ny tsy fifankazahoana maika fa hoe oll de cultures différentes. tsy vao maika loza? zay no choix-ko fa tsy mitsara zay manambady na te hanambady vazaha aho akory.
26. chipie1
(
20/11/2004 10:00)
vegas> tsy zay mou no tenenina oe nahazaka vaza ela hihihihi :-P :wink:
27. kinaoly
(
20/11/2004 10:41)
arabaina zany ze nahazaka kanou hihihi :-P , za mankony tsy mahazaka na gasy na tsy gasy :-D
29. pitchou
(
20/11/2004 14:51)
ngah tena vikitoara b zany nahazaka vazà zany r\'ireto?
zà manokana alou d miteny we ny fitiavana tsy misy lokony zany e! ataonao ahôna ary vazà no tianao? d hanery tena hanambady gasy zany nefa hafa no tiana? zany v tsy manao anay sipa gasy we \"tsy fidiny ny nanambadiana anareo\" kosa?
d manahirana kou ny mieritreritra we avy nitositosy tary sy tatsy vao miantsampy @ sipa gasy ka! vao maika loza fa tsy fantatra avy ze aretina nangonina avy tany!!!!!

31. didi
(
20/11/2004 18:19)
Tena mahafinaritra ny mahita ny conclusion-nao ry ramaso !
Hafa ihany ho aho ny gasy ! sady tsy mila manao cinéma ohatran\'iretsy nanambady vazaha ! rehefa tia marina dia vita foana ny effort miresaka @ilay teny vahiny fa rehefa miaraka @ gasy sasany dia na izy hafa firazanana aza mal à l\'aise ! nefa ny fiainana en société tsy vitan\'ny couple !!! asa aloha ê ! maika fa misy taranaka !

32. ainaheri
(
20/11/2004 19:49)
Ho feheziko ny hevitrareo d ny hoe je suis fier
d\'etre malgache ary za tsy anambady ra tsy gasy fa mampaninona ny misipa na manambady vazaha ee ireny aza no manalika ko esory ao antsaina hoe(vavan\'ny tsy mahazaka ny ol miaraka @ gasy ohatr\'azy)
deraiko zato isanjato izy fa nitazona ny mahaizy azy fa ianao kosa lay gasy vao tonga
angamba ka sambany vao nahita sy vao nikaoty sy vao nahazaka !!

33. vegas
(
20/11/2004 19:58)
Otrany za ndray ry zareo no hoaninareo a. Za nge tsy mankahala gasy e. Tena mirevy be azy lôtra ndray aza. Fa lé manilikilika vozongo no tsy de voako lôtra.Aiza ve ko misy manao filamatra mintsy ny oe tsy mila afatsy gasy.Amiko zany fanavakavahana tsotra izao. Afaka miaraka, fa tsy votery ho vadina raha ny taranaka no olana.
35. yonikafopl
(
21/11/2004 18:09)
hay kay vegas sy fijo kay mitovy ihany kou, raha sipa de vozongo fa raha vady de gasy
39. fijo
(
22/11/2004 21:13)
aiza kosa ry pitchou no hoe hitondra aretina.
izay ilay izy ra vegas a?sipasipa aloha dia vazaha ihany,fa rehefa tena hiditra kosa aza manary any tsara letsy e.hafa ihany ny ravitoto na dia azo hanina aza ny hamborgera sy ny pizza ary ny paty.
izay ilay izy ra vegas a?sipasipa aloha dia vazaha ihany,fa rehefa tena hiditra kosa aza manary any tsara letsy e.hafa ihany ny ravitoto na dia azo hanina aza ny hamborgera sy ny pizza ary ny paty.
40. dezy
(
23/11/2004 13:25)
adala ve less i Tselona hanao hira momban\'io RAVITOTO io an ! \"trafokena mievotrevotra ao anatiny ao \"hoy izy :-P :-P