Vavan\'ny tsy ahazaka ve?

41. watafon ( 23/11/2004 18:12)
za ndray alou tsy miala @ gasy e! ny vazaha ange matsatso e!!
42. vegas ( 23/11/2004 18:19)
pitchou> aiza kosa de oe milalao fitia e. Aza milalao hono mba tsy ho lalaovina. Ary tena marina io.
fijo> marina, ra vô tsy serieux de aleo tsy gasy letsy klé. Tsy mendrika an\'ireo sipakelitsika reo lé ampanantenaina pôkaty. Sady misentimaka be lôtra letsy ny jô gasy sa aona ozela? Za alou tsy sahy mivinany aminy e.
43. fijo ( 23/11/2004 21:35)
izay mihintsy ravegas an.aleo ireo mba hajaina,na dia lazainy fa maditra aza isika.tsy hainy mantsy fa fitiavana azy daholo izany rehetra izany an.
44. mumu ( 24/11/2004 08:18)
fijo ôka marina!!!

tehaka ho an\'ny fijo!!!!!
45. fijo ( 24/11/2004 21:30)
misaotsa mumu an.izay anie le hitiavako andry e.
46. poupounesana ( 25/11/2004 07:08)
d iza anefa no tia sisa-mbazaha hozy nareo eh!sady le sida toa memamely ihany koa!nareo tsy assurer-na 100% hoe mampiasa fimailo daolo koa tsinn :^) :^)
47. dezy ( 25/11/2004 10:29)
iny njay nge poupoun refa tena raikitra ny tena izy misy fijerevana aretina alohany e ,aza mataotra fa matokisa :-*
48. poupounesana ( 25/11/2004 11:42)
sura @zany v enao ry dezy ah? tsy d convaincu loatr à manko eh
49. iriniaina ( 25/11/2004 11:50)
tena misy izany ka!
50. vegas ( 25/11/2004 14:30)
Fa iza no milaza aminao fa ra miaraka amin\'ny sipa gasy de tsy ho voan\'ny sida? aaaaiza ara enao zany? tsssssss refa tratra de tratra fa tsy oe mety misy sida satria ni-crack crack tam zavaha.
Dezy> tsy votery dezy a! sady tsy maintsy nanao koa nge vao mety hivady e? sa là tsy manao mintsy aloan\'ny hanambadiana? mba tsapao iany alou ny vam sao dia tsy Turbo V12, 4 roues motrices ka tsy ho afaka amin\'ny lalana gidragidra.
51. fijo ( 25/11/2004 22:45)
marina izany vegas a.firy izao ny gasy voan\'ny sidaka?
52. pitchou ( 25/11/2004 22:53)
tssss! nareo bandy gasy reto wa d tena .. tttttsssssss! marary an-doha raha mba mandeha kou ny sipa gasy nefa nareo aza lozanareo manao an zany
53. dezy ( 26/11/2004 08:18)
vegas>aty frantsa tsy maintsy misy an\'io alohany fanam-badiana ary ela kou afaka mangataka ,tsy ho e ny vhv vaza ihany, fa mety misy doly ny rehetra de zay no anaovana ilay fijerena klou
54. vegas ( 26/11/2004 17:41)
Dezy> eny e, fa miaraka aloha vao mifanambady nge papa e, ny mety ngamba de oe vao mifampisipa defa mijery. Nefa de ho jerena dôly ve zao vevavy retra zao letsy?
55. pitchou ( 26/11/2004 18:50)
dain ty vegas! nga ataonao sipa daholo ny vhv rehetra?
56. poupounesana ( 27/11/2004 06:14)
tena hevitra mety!tsisy azo atokisana tsony manko @zao fotoana! d aleo vao tsy mbola lasa lavitra d manao test eh!@zay kosa ngamba mety hiova ireo b sipa!
57. dezy ( 27/11/2004 14:22)
poupoun> tsy ny lahy ihany anie fa ny vavy kou e,@ zay tsy misy mi-se douter we avy @iza lay aretina sady tsy andoavam-bola io
58. poupounesana ( 27/11/2004 15:14)
ka eny wà!samia manao daolo!isaky ny vao hiaraka hoà!d @zay tsy misy intsony ireny aventure d\'1 soir ireny! nareo ihany anie no tena mila fa tsy zay fa tsy maninn fa zay koa hanao test miarak@nareo eh!@zay tampina ny vavanareo satria zahay d kleen tsara
59. pitchou ( 27/11/2004 19:38)

:-D :-D :-D
ny an\'i dezy tsy ny sipa ihany fa ny bandy kou testen\'i dezy daolo???
60. fijo ( 29/11/2004 21:57)
de zahay mbola virja koa ve dia testena le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3802