paolo maldini(foot),misy mankafy ve nareo?

1. xxx ( 19/11/2004 15:34)
nareo ve mba misy tia an\'paolo maldini(footballeur an\'italie)
za mantsy tena mba mirevy an\'lery sy ny équipany(milan ac),fa toa efa tsy capitaine tsony izy zao,sa diso ve za?mba omeo vaovao momba azy raha misy mahafantatra
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:00
2. xxx ( 22/11/2004 11:02)
football tsotra,@milan ac lesy a!
3. fijo ( 22/11/2004 21:00)
mbola mamely izy izao ka.ny ekipany koa tena lasa atahorana be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0814