Ny an\'ny olona

1. xxx ( 20/11/2004 05:05)
Mbola miady varotra be @ fandraisana ny lalao olympika @ 2012 ny tananan\'i New York..
(mbola tsy tena raikitra akory hoe handray na tsy handray an)
izao sahady nefa de efa vita ny plan ny complexes sy ny programa rehetra momban\'ny endriky ny village de jeux sns...
sambatra ny olona!
novalian'i fijo ny 30/11/2004 20:54
2. ralay ( 21/11/2004 05:43)
Ka normale zany satria arakaraky ny infrastructures sy ny facilité de déplacement sns...(critère maromaro ) no hifidianan\'ny CIO ny ville hanaovana azy.Amin\'ny juillet 2005 vao fantatra ny ville mahazo azy.
3. fijo ( 29/11/2004 21:17)
raha te handray zavatra toa io koa mila mihomana sy mandresilahatra,ka norma raha efa manana plan izy.fa ny sisika atys ambadika mbola tsy hay.
4. ikaretsaka ( 30/11/2004 01:29)
fa tadidio ny an\'y grika teo .. ilay heo ohatran\'ny nokoropahana angaha ny nanaovana ny infrastructures sasany,
Ny azy zao de efa lasa.. ny WTC kao moa zao efa miakatra ilay hoe Freedom Tower
5. fijo ( 30/11/2004 20:54)
tsara ny fihomanana e.raha hanoa zavatra dia mila mihomana aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1376