Mbola miady varotra be @ fandraisana ny lalao olympika @ 2012 ny tananan\'i New York..
(mbola tsy tena raikitra akory hoe handray na tsy handray an)
izao sahady nefa de efa vita ny plan ny complexes sy ny programa rehetra momban\'ny endriky ny village de jeux sns...
sambatra ny olona!
Ka normale zany satria arakaraky ny infrastructures sy ny facilité de déplacement sns...(critère maromaro ) no hifidianan\'ny CIO ny ville hanaovana azy.Amin\'ny juillet 2005 vao fantatra ny ville mahazo azy.
fa tadidio ny an\'y grika teo .. ilay heo ohatran\'ny nokoropahana angaha ny nanaovana ny infrastructures sasany,
Ny azy zao de efa lasa.. ny WTC kao moa zao efa miakatra ilay hoe Freedom Tower