Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
njt ( 26/11/2004 13:16)
Mitady asa e!
mitady asa momba ny informatique manana bac+2 en informatique de gestion option rĂ©seaux locaux. Nanao site web ny stage d\'application nampiasa ny logiciels: Dreamweaver MX, Photoshop, Flash. Tsy opĂ... suite
répondu par hery le 11/12/2004 00:06
vazol ( 26/11/2004 12:21)
fa manin?
Ny firenena rehetra leretsy mizotra ho amin\'ny tsaratsara kokoa hatrany, miha mandroso, ny antsika kosa toa mihemotraary miha fadiranovana ny vahoaka fa manin?... suite
répondu par zakilinina le 04/12/2004 19:56
dotmg ( 26/11/2004 12:18)
Rindrankajy Mpitsara Tsipelina Malagasy
Misy telo ankehitriny ny rindrankajy mpitsara (mpanitsy) tsipelina malagasy no fantatro. Ny tiako holazaina eto dia rindrankajy mitady ny diso tsipelina ao anaty lahatsoratra iray amin\' ny teny malag... suite
répondu par hery le 07/12/2004 17:40
william ( 26/11/2004 11:57)
Fanolanan-jaza
Salut daholy Ă©. Izaho indray ity mitondra adi-hevitra vao2 ity. Hono hoa, mba ahoana indray ny hevitrareo ny @ ity resaka fanolan-jaza isan\'andro ity. Efa tena dia mankaleo mihitsy; sa ahoana hoy ... suite
répondu par nounoussie le 06/08/2005 08:32
booboo ( 26/11/2004 09:32)
sarin\'iza aby reo ...
eo @ ilay misy bla bla bla oe \" tsara ny roa noho ny iray etc \" ? mbô asio présentation kely oe vetivety ry :roll: ... zé nanisy an\'ireo teo moa zany ;-) ... suite
répondu par fijo le 30/11/2004 21:59
ftma ( 25/11/2004 19:52)
Vary miaraka amin\'ny...
Sao mba mahita recette hafa fanao ianareo rehefa mahandro vary? Ny hitako izao dia vary miaraka amin\'ny vovo-tsakamalao (poudre de gingembre): andraona ny vary fotsy, rehefa masaka dia endasina kel... suite
répondu par chipie1 le 17/12/2004 20:36
tenio ( 25/11/2004 14:45)
l\'artiste
Alors comment a été la representation que tu as fait ce soir,demande sa femme à un pianiste?, y avait-il de la foule? Il repond: ca c\'est très bien passé, à la fin meme, le public s\'est levé... suite
répondu par fijo le 25/11/2004 22:51
xxx ( 25/11/2004 12:06)
peridural!
pour ve sa contre anle accouchement sans douleur nareo? ... suite
répondu par rurik le 06/05/2005 17:26
nikopol ( 25/11/2004 09:59)
Ankamantatra
Inona ary zany : ilaikely be kenonkenona ? :lol: ... suite
répondu par chipie1 le 10/12/2004 10:19
xxx ( 24/11/2004 11:22)
aveniran\'bioinformaticien any dago?
mba aiza ho aiz kay ny aveniran \'bioinformaticien any dago ?... suite
répondu par nilsen le 03/01/2005 18:34
xxx ( 24/11/2004 11:19)
f\'anga ra hoe manda dé saro-tiavina ,tss
:x mba tsy reveko mitsy zany le bandy tsy nazaka dé avy eo enao ndray no lazainy fa sarotiavina na miavonavona na zaza saina matahotra bandy tsy rariny e,mba mieritrereta iany nareo vao miteniteny ... suite
répondu par fijo le 02/12/2004 21:17
fyjl ( 24/11/2004 06:55)
Fitiavan-tenako no itiavako anao
Ny fitiavana olona iray amiko dia fanatanterahana ny sitra-pon\'izay mitia. Izany hoe fanatanterahana ny filan\'ny fonao. Koa tsy afaka mitia olona ianao raha tsy tia ny tenanao satria. Sahala @ olona... suite
répondu par fijo le 25/01/2005 23:20
hery ( 23/11/2004 18:13)
Namana mahafinaritra :-)
Inoako fa mba efa nanao izao ataoko izao koa ianareo. Rehefa sendra maka aina iny aho dia asesiko vakiana ny mombamomba fanampiny apetraky ny namana ao amin\'ny lisitry ny namana vaovao http://seraser... suite
répondu par booboo le 01/03/2005 10:15
bichette ( 23/11/2004 10:33)
specialité de chaque pays pour les fetes de noel
Mba inona no specialité ataon\'ny firenena misy anareo rehefa fety noely ? ny an\'ny gasy ohatra dia voritsiloza , ary ny an\'ny sasany kosa inona ? Misaotra tompoko ... suite
répondu par boubounezy le 27/09/2005 11:33
roomy ( 23/11/2004 01:54)
namana gasy mipetraka eto Atlanta na toerana akaiky ny Atlanta
Misy malagasy ve mipetraka eto Atlanta eto. Hifindra eto aho ato ato ka mitady namana eto Atlanta. Misaotra e.... suite
répondu par Kintanakely le 26/05/2005 17:34
jhouhlambout ( 22/11/2004 18:19)
Joyeux Noël e!
Il y a approximativement deux milliards d\'enfants (moins de 18 ans) sur terre. Cependant, comme le père Noël ne visite pas les enfants musulmans, hindous, juifs ou bouddhistes (sauf peut-être au ... suite
répondu par booboo le 27/11/2004 20:20
ngola3 ( 22/11/2004 17:59)
titre de séjour france
mora ve ny mamadika titre de séjour étudiant, ho travailleur, ? mba tiako ho fantatra mantsy.... suite
répondu par viboule le 08/08/2005 18:52
keirra ( 22/11/2004 16:17)
mandrezatra lava
tena leo mitsy @ty rezatra lava ty e! sady manala baraka :? De ahoana no mba ialana @ zany? :?: ... suite
répondu par ikaretsaka le 28/11/2004 16:06
nikopol ( 22/11/2004 12:47)
Tapatapany ihany...
Raha mankany elĂ ...... suite
répondu par fijo le 30/11/2004 20:47
nikopol ( 22/11/2004 12:26)
Borosy nify
Impiry isanandro no tsara miborosy nify? ... suite
répondu par cocorie le 18/08/2005 13:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6517