fa manin?

1. vazol ( 26/11/2004 12:21)
Ny firenena rehetra leretsy mizotra ho amin\'ny tsaratsara kokoa hatrany, miha mandroso, ny antsika kosa toa mihemotraary miha fadiranovana ny vahoaka fa manin?
2. xxx ( 26/11/2004 12:24)
kouh zà aza mbo gaga kouh
3. heartbreakkid ( 26/11/2004 12:58)
Izahao ao anaty Baiboly dia jereo raha misy ao hoe: nivavaka marina ny mpitondra sy ny vahoaka dia nanjary nikoroso fahana ny firenena! Dia eritrereto @ zay ny antony mampikoroso ny firenena Malagasy!
4. maditra ( 26/11/2004 20:15)
Mahazo mijery izay tianao ho jerena ianao ramaso. Ny Baiboly no vinakiny ka izay no fantapantany kokoa noho ireo karazam-boky tanisainao ireo.Ataony ahoana ny hiteny coran kanefa mbola tsy novakiany mihitsy izany?
5. hery ( 28/11/2004 20:56)
Resaka momba ny takelaka ve izany? :-)
Afindrako any @ tsy haiko ... politika any
6. zakilinina ( 04/12/2004 19:56)
Tsy efa resin\'i Kômôro ve izao ny gasy ?
Ny mahagaga anefa dia tsy horohoron-tany be, tsy ady lehibe any amintsika kanefa dia mihena ampitoerana ohatran\'ny fen\'antitra ny harena sy ny fahefa-mividy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064