Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zakilinina, milahatra araka ny daty
zakilinina
(
07/10/2010 20:03)
Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
07/10/2010 - Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
En direct de Madagascar
« Tonga ny ora ». Io no nanombohan'ny fiaraha-mientan'ny mpiasam-panjakana Malagasy (F3M) ny fa...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/10/2010 17:20
zakilinina
(
31/08/2010 11:49)
Aleoko ihany i dadanay hoy i Dadah (Mahaleo)
Ao amin'ny gazety basy vava no nahitàna izany. Jereo haingana fa mihodina malaky ilay gazety.
http://www.basyvava.com/songadina/
Tsy manao dokam-barotra akory Razakilinina fa gazety milaza ny parina ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/09/2010 14:25
zakilinina
(
24/08/2010 09:12)
JIOLAHY MANAFIKA MPANONGAM-PANJAKANA
Variana mihitsy aho rey anaka isany amin'ny afitsok'ireo jiolahy sahy manafika tranon'ny mpitondra fanjakana : mpanao politika, jeneraly sns. Dia mihevitra ve "sanatria" ireo jiolahy ireo fa vokatry n...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 26/08/2010 21:31
zakilinina
(
20/08/2010 17:08)
10 aogositra
Nahagaga ihany ny tsy nandrenesam-peo na dia iray aza tamin'ny 10 aogositra ny momba ilay diaben'ny fahafahana. Nasesisesiko ireo gazety mpivoaka isan'andro eto amintsika fa tsy nisy tokoa na iray aza...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/08/2010 08:12
zakilinina
(
17/08/2010 18:40)
Ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8
Toy izao ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8 : izay ministra tsy mahavita azy dia nesoriny malaky. Izay ministra voatsoaka dia lasa fahavalony. Loza fa tia saosy loatra ny gasy ka atao ambanin-...
tohiny
novalian'i xxwx ny 19/08/2010 12:28
zakilinina
(
07/06/2010 12:47)
Mpitari-bato vilam-bava
Tao amin'ny tranonkala "gazetyavilavitra" no nahitana ny tenin'ny ben'ny tanàna t@ fametrahana ny vato fehizoron'ny fanarenana ny lapan'ny tanànan'Antananarivo toy izao :
"Nanentana moa ny Ben’ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2010 20:54
zakilinina
(
28/05/2010 16:24)
Misy ministra tsara ve ao amin'ny Faty ?
Tehefa nijery ireo CV aho dia gagagaga ihany fa ohatra ny misy olona tsara. Manontany tena aho hoe : raha tsara tokoa izy ireo, maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta...
tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:55
zakilinina
(
14/05/2010 19:19)
Ferapara @ teny anglisy
Betsaka ny Malagasy firinga mihevotra mpisehoseho sy mihevi-tena ho ambony nohon'ny hafa. Ny mahagaga kely ahy anefa teo ampamakiana ireo ferapara ao amin'ny midi dia amin'ny teny gasy sy teny frantsa...
tohiny
novalian'i diloo ny 16/05/2010 21:41
zakilinina
(
12/05/2010 20:07)
Radama II nokendain'ny Menamaso
... m azava ny tantara : nampiatra ny gaboraraka sy ny fanjakan'i Baroa Radama II.
Nolazain'ny Menamaso fa TSY MENDRIKA ny hitondra fanjakana Radama II ka nokendain'izy ireo....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 21:13
zakilinina
(
12/05/2010 11:14)
volana mey sa volana may ?
mey sa may no fandikana ny mai (frantsay) amin'ny teny malagasy ? Ny may mantsy dia mitovy fanoratra amin'ny zavatra nodoran'ny afo. Toa mey no fahalalako azy....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:36
zakilinina
(
10/05/2010 07:35)
Lasa jiolahy mpangalatra
Nihidy ny toeram-piasana nohon'ny zava-mitranga efa ho herintaona mahery izay. Tsy misy intsony ny asa na dia mandondom-baravarana hatraiza hatraiza aza. Tsy misy azo atao afa tsy ny mangalatra fa ny ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/05/2010 14:01
zakilinina
(
08/05/2010 06:53)
Asan-jiolahy mahagaga
Mirongatra tsy misy toa izany ny asan-jiolahy eto Madagasikara. Very tondroavaratra izy ireo satria tsy fantany intsony ny maodely tokony arahana.
Mahatsapa izy ireo fa tontolon'ny halatra no iainan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:46
zakilinina
(
10/04/2010 13:08)
Fanjakan'ny tany/Fanjakan'ny lanitra
Efa azon-dRajoelina izao ny fanjakan'ny tany. Ahoana kosa, araka ny hevitrao, no tokony hataony mba hahazoany ny fanjakan'ny lanitra ?...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/04/2010 14:04
zakilinina
(
02/04/2010 19:29)
Fihaonana
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:58
zakilinina
(
26/03/2010 22:24)
Manana ny ampy ny havanay fa tsy jiolahy
Nahatalanjona ahy ny nahita an'ity lahatsoratra ity.
http://www.madaplus.fr/samihafa___laquo_manana_ny_ampy_ny_havanay_fa_tsy_jiolahy_raquo_hoy_ireo_fianakaviana-ao_raha-1-3298-gasy.html...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 27/03/2010 23:23
zakilinina
(
26/03/2010 21:28)
Ratsisikalitao
Any ambanivohitra alavitry ny tanàn-dehibe no misy ahy ka tsy dia mahara-baovao loatra. Tafiakatra eto an-drenivohitra aho anefa ka ny zavatra nahagaga ahy dia ny firesaky ny olona maro momba izany R...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 27/03/2010 23:25
zakilinina
(
19/03/2010 22:36)
Ny andron'ny fifidianana ihany hono dia ho azo ny vokatra
Heveriny fa adala angamba ny vahoaka ka tsy mahafantatra fa efa fantatra mialoha ny fifidianana ny valin'ny fifidianana....
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/03/2010 18:21
zakilinina
(
06/03/2010 16:13)
FIVORIAN'ALIKA SY RESA-KETOTRA
Ankamatatra ity, izay mahay milaza :
"Oviana teto Madagasikara no nisy fivorian'alika farany izay tsy nandrenesana afa tsy resa-ketotra ?"...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/03/2010 23:35
zakilinina
(
27/01/2010 20:21)
Tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana
Ny zavatra tsy azoko dia izao : maninona no tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana ? Io ihany araka ny hevitro no ahafahana mamerina ny ara-dalana amim-pilaminana. Raha tapaka ny lamasi...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:53
zakilinina
(
24/01/2010 09:53)
Malgachisation de l'enseignement
Hitako tao amin'ny l'express de mada. ity ka ampitaiko.
La malgachisation à suivre
La dernière conférence à Ouagadougou pourrait relancer le débat sur la malgachisation de l’éducation.
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 26/01/2010 09:32
