FIVORIAN'ALIKA SY RESA-KETOTRA

1. zakilinina ( 06/03/2010 16:13)
Ankamatatra ity, izay mahay milaza :
"Oviana teto Madagasikara no nisy fivorian'alika farany izay tsy nandrenesana afa tsy resa-ketotra ?"
novalian'i pikatti ny 07/03/2010 23:35
2. ifiona ( 06/03/2010 16:31)
za mahay za mahay
:-D :-D :-D
3. maryline ( 06/03/2010 17:17)
zakilinina:

Ankamatatra ity, izay mahay milaza :
"Oviana teto Madagasikara no nisy fivorian'alika farany izay tsy nandrenesana afa tsy resa-ketotra ?"



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: nanomboka t@ fitondran´i ouioui :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. AndriambyII ( 06/03/2010 20:18)
Ôtran' ny mampiady ganifa foutsiny kou rakala zakilinina ato zany !! Olona ve dé lazainareo fa kvindro lé aza !!!
5. fijo ( 06/03/2010 22:00)
tsy kivindro hozy,fa "ohatran'ny kivindro",izany hoe mbola olona,fa efa mifanakaiky amin'ny kivindro,ka mila mitandrina
6. pikatti ( 06/03/2010 23:47)
Fanoharana fotsiny le ataon'i zakilina fa ke toetra no tena tsy mamely , olona tsy mety hifandinika zany tsy mety hitantana raharaham-pirenena,
7. terrywui ( 07/03/2010 10:11)
ary nakaiza lety rapika le POKATY akamanlah iny fa otran mba nilay kou iny le :-D :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 07/03/2010 14:09)
Ny vahoaka no mandidy sy manapaka hoy izy isan'andro....nefa izy irery ihany no tena mandidy :(
9. terrywui ( 07/03/2010 15:29)
Ny vahoaka no mandidy sy manapaka hoy izy isan'andro....nefa izy irery ihany no tena mandidy
ka izy no Mpitondra ka ! ho avela hiuteny eo daholo ve izao oul manao resak'etotra sy inona mou ozy zakilinnn zay tsy ho rava ny Fanjakana fa fanjakan'adala no misy ! jereo ary ty hadalan'i vatofototra managalatra chaine n'oul de izy ndray no avo vava !!
10. mpanamosy ( 07/03/2010 18:14)
thierywuii
ajanony wa le moooly ary aza mifoka vaoniny fa jere le maso wainnn be rehefa mijery vatofototra


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. terrysaina ( 07/03/2010 21:43)
ialahy mpanamosy tsy ampy dozy ve e :-D :-D :-D
12. fijo ( 07/03/2010 21:55)
ka ny atao hoe vahoaka aminy dia ny TAFIKA
13. pikatti ( 07/03/2010 23:35)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:nanomboka t@ fitondran´i ouioui :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0677