Misy ministra tsara ve ao amin'ny Faty ?

1. zakilinina ( 28/05/2010 16:24)
Tehefa nijery ireo CV aho dia gagagaga ihany fa ohatra ny misy olona tsara. Manontany tena aho hoe : raha tsara tokoa izy ireo, maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta iraisana na ilay fitondrana voafidim-bahoaka vao miditra ao ? Tsy fandoton-tena ve izao ? Ary ny CV an'ilaikely iry toa tsy mba miely ?
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:55
2. Noue ( 28/05/2010 17:14)
zany izy efa oa FATY zany ve dia hisy tsara eee ???
3. fijo ( 28/05/2010 19:27)
ka tsara ry zareo fa tsy misaina.eo le mahasamy hafa azy
4. pikatti ( 28/05/2010 19:52)

Ary ny CV an'ilaikely iry toa tsy mba miely ?

Jereo any ho any fa efa nalefan'ny tary teto le CV-poza , aza dia handaniana fotoana aloha fa efa fantam-poko fantam-pirenena le izy e, SANKALITé

maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta iraisana na ilay fitondrana voafidim-bahoaka vao miditra ao ?

Marina ny hevitrao , fa saingy betsaka koa ny mitady hisosoka "hono" ary io hono io sy tiakely io no manosika an-dry zalahy hisisika sao "hono" lasan'olon-kafa

Jereo anie ny titre an-dry zalahy ao Comité Consultatif Constitutionnel (CCC) ity indray moa zavatra éphémère (28 mai au 3 juin 2010)

le Président, Rakotoarisoa Florent, avocat général auprès de la Cour d’Appel de Toliara, ancien haut conseiller à la Haute Cour Constitutionnelle et ancien diplomate auprès de l’ambassade de Madagascar au Canada,

Zafera Maxime, ancien magistrat, ancien ambassadeur,

Njara Ernest, enseignant à la Faculté de Droit, ancien ministre de la population, ancien magistrat à la Cour supréme,

Rajaonarivelo Théogène, Professeur de Droit,

le Général Andriamisa Amédée, Docteur en sciences politiques, diplôme de l’Université de Caroline du Sud, Professeur de sciences politiques, Professeur stratégies et développement,

Rajoelina Patrick, Professeur de droit international,

Andriantsimbazovina Joël, Professeur agrégé de droit public,

Mme Randriatavy Lovamalala, Docteur en sciences juridiques

et Razafindrakoto Misa, Directeur de la législation et du contentieux.

Ireto olona izao olona tsy maika niditra tao dia Honoré Rakotomanana et Jean Eric Rakotoarisoa , tsy zoviana amintsika sy izay nianatra lalàna moa ireo olona ireo
5. terrywui ( 28/05/2010 20:55)

salut rapika !...efa kobonlah le fandefasana vidaka vaovao eto sa totofanlah mesazy ao ambadika ao i hery ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1037