Fanjakan'ny tany/Fanjakan'ny lanitra

1. zakilinina ( 10/04/2010 13:08)
Efa azon-dRajoelina izao ny fanjakan'ny tany. Ahoana kosa, araka ny hevitrao, no tokony hataony mba hahazoany ny fanjakan'ny lanitra ?
répondu par rijadolly le 11/04/2010 14:04
2. locl ( 10/04/2010 13:47)
Asaivo mamono tena izy fa hahazo mora foana, satria hampiadana ny Malagasy ny fahafatesany
3. max2 ( 11/04/2010 10:42)
Raha te hahazo ny fanjakan'ny lanitra rajoelina de trotra ny zavatra tokony ataony asiny mitondra basy sy blindaka ary rokety i charl sy lilisaona randrenarijaona syny tropony de manafika any andanitra manao coupd'elanitra indray ry zareo de efa tafita tonga de ambanany @basy ny ao andanitra de omeny iltimataoma 4 ora de vita :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. rijadolly ( 11/04/2010 13:24)
Azo atao tsara ny maka ny fanjakan' tany sy mahazo ny Fanjakan' lanitra, anisany iray ny misaitsaina ity hiran' Rija Rasolondraibe ty http://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/mbola-hotsaraina Mazotoa mamaky izay nomen' Andriamanitra Fahefana, Anjaranao ny mampiasa azy amin' izay tianao fa tadidio fa " MBOLA HO TSARAINA " ianao
5. rijadolly ( 11/04/2010 13:57)
Raha vao avy nisaitsaina io hira io ianao ry nomen' Andriamanitra Fahefana avy any amiNY dia " HIARA- HIVAVAKA" isika sy ianao, ny Malagasy rehetra hamoana ilay " ORY HAVA- MANANA " ary Hifanaiky hifandray tanana tsy anjakan' ZARAZARAO ANJAKANA? FISARAHAM- BAZANA, ka tsy ahatonga ilay fahavalom- pirenetsika hanjaka indray hanimba ny FIRAISANKINA. Fa samy ankohonany isika Am-pony am-panahy amin’ny Ray. Dia ny mason' io fahavalotsika io ny latabatra hinanantsika. http://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/hiara-hivavaka
6. rijadolly ( 11/04/2010 14:04)
Farany " AVELAO HIAKATRA NY FINOANA AVELAO " http://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/avelao " AVELAO, AVELAO, AVELAO HIAKATRA NY FINOANA, AVELAO "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1246