Ratsisikalitao

1. zakilinina ( 26/03/2010 21:28)
Any ambanivohitra alavitry ny tanàn-dehibe no misy ahy ka tsy dia mahara-baovao loatra. Tafiakatra eto an-drenivohitra aho anefa ka ny zavatra nahagaga ahy dia ny firesaky ny olona maro momba izany Ratsisikalitao izany. Iza no afaka mitantara ny momba an'io olona io azafady indrindra fa tena misavoritaka ben'ny ihany ny saiko. Ny mahagaga ahy koa aza dia toa mikorontana ihany koa ny ao an-tanàna ao.
2. pikatti ( 26/03/2010 21:54)
Vakivakio ao dahomo ny dinika efa nandeha ,
Aza vakiana fotsiny raha vao dinika nalefan'i terrywui=stalingrad=swan=antimpanahy=bazylou=Mirana fopla = sankalité :roll: :lol: :-D
3. pink ( 26/03/2010 22:17)
pikatti:

Vakivakio ao dahomo ny dinika efa nandeha ,
Aza vakiana fotsiny raha vao dinika nalefan'i terrywui=stalingrad=swan=antimpanahy=bazylou=Mirana fopla = sankalité :roll: :lol: :-D



aza vakiana marina fa ireny ilay hoe midelire fotsiny ireo.
4. pikatti ( 26/03/2010 22:18)
Zay le tgv zay lisany tony anie rawix maninona raha maka hevitra @ bandy hafa toy izay manaonao fahatany,afaka maka hevitra any @ madagetotra any elah hiadiana hevitra eto ohatra, any raha teo mifezaka forum , hita hevitra sy kabary tsy valiana
5. fijo ( 26/03/2010 22:21)
de iza ihany hono le ratsisikalitao???
6. ndotofetsy ( 27/03/2010 23:25)
zakilinina:

Any ambanivohitra alavitry ny tanàn-dehibe no misy ahy ka tsy dia mahara-baovao loatra. Tafiakatra eto an-drenivohitra aho anefa ka ny zavatra nahagaga ahy dia ny firesaky ny olona maro momba izany Ratsisikalitao izany. Iza no afaka mitantara ny momba an'io olona io azafady indrindra fa tena misavoritaka ben'ny ihany ny saiko. Ny mahagaga ahy koa aza dia toa mikorontana ihany koa ny ao an-tanàna ao.



ty tena tsisy atao ndana aloha mifoka miafina
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065