Tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana
1. zakilinina
(
27/01/2010 20:21)
Ny zavatra tsy azoko dia izao : maninona no tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana ? Io ihany araka ny hevitro no ahafahana mamerina ny ara-dalana amim-pilaminana. Raha tapaka ny lamasinina administrativa, izany hoe mikatso ny zava-drehetra dia hilefy ny ankolafin'ny mpangala-panjakana. Tsy amin'ny filaharana eny Anosy akory no ahavitan-javatra. Lanin'ny miaramila eny fotsiny ianareo.
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:53
2. ndotofetsy
(
27/01/2010 20:28)
ka io anie ilay hoe arandalana eeeeny andalana no miandalandala
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. patrick2002
(
27/01/2010 22:35)
ka izy noana iny mintsy no mora rangitina kou ,tambazana aorta pot anankiray sy tee-shirt dia lasa izao ,nefa indrisy ,tsy mahomby i Dada eh! efa naloany vahoaka ,ny SADEKY sisa no mampijoro azy .
5. pikatti
(
27/01/2010 22:36)
Rabitro anie raha ny tena marina , bekilalao loatra hoe aleo laniana ny fotoana dia adino any iny L8 iny , diso be anefa le kajikajy fa lery indray ty no nifoterany, vao maika hitan'olona tsra fa tsy any sady vao maika nidiabolizé an'i L8 vao maika nanao pub :lol:
7. diloo
(
27/01/2010 23:13)
ka le mpanolotsaina koa no tena tsy maharaka rah any fahitako azy ko
Leo koa angamba ny DST, fa ny stratèges rehetra mivaha sy miamanahirana no koa ny mambra ny HAT manao pression sao tsy mahazo seza, dia sahirana i Guéant hi téléguidé an'i TGV.
Entrepa aloha, fa tonga eto frantsa sy italie ny NO TAV (Anti-TGV), izay ao Lyon sy Turin :-D
8. AndriambyII
(
27/01/2010 23:21)
Hafana indray ny ao Mada , rahoviana ihany vao mba hisy fiainana hilamina ao Dago ao lé ??? mahaketraka !!! :oops: :oops:
9. vatokilonjy
(
27/01/2010 23:23)
ialahy diloococo an ,iny izao no president tsika izay mafy avy aty gakana ny voudi,efa vitsy kely sisa ny kil androany teny anosy e,izany ve no hanongana an'i president andry
hon hon hon her her her
hon hon hon her her her
11. ndotofetsy
(
28/01/2010 17:01)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aza manody ny sola paika fa main ny masoandro ny diloilo coco
aza manody ny sola paika fa main ny masoandro ny diloilo coco
13. diloo
(
28/01/2010 21:06)
Olety ry vatokilonjy, nahatsiaro an'ela aho tamin'ny famangina an'ela voa maraina. Naveriko tamin'ela ilay daka vody, ary nipetrahako ilay vavan'la mivovo sy misanasana toa ny mahazatra. Rehefa nalefako ilay vato mafana, dia latsaka tao anaty rano, dia nisy feo nanao hoe: nkilonjy! Nkilonjy! Rehefa vita ny anton'ny nipetrahako tamin'ny vavanla, dia nalefako ny rano. Ndray fa reko ny feonla nanao hoe: gloupkilonjy, gloupkilonjy! Voky be ela. Dia inla fa lasa voasarika ny rano dia lasa tany ami'nt tout à l'égout. Faran'ela nitsikafina tery anosy nandrezatra.
Miandry an'ela ny minutions manaraka raha mbola mitady ela.
Miala tsiny amin'ny sera aloha raha misy resaka vinany entrenay roalahy.Mihevitra lery fa tsy mahasaky maneo hevitra jiolambany ny tary.Misy foana ny capacité d'adaptation arakaraka ny situation hamalina izay mitady ny anjarany.
Sanrankina letsy vatokilonjy an
diloilo coco produit bio contre oréal :-D :-D
Ande dasla aloha letsy fa rahampitso vendredi joli hanaovana revy.Hifampiaona ny vikendy fa misy fotoana kely.Okay letsy an.
Miandry an'ela ny minutions manaraka raha mbola mitady ela.
Miala tsiny amin'ny sera aloha raha misy resaka vinany entrenay roalahy.Mihevitra lery fa tsy mahasaky maneo hevitra jiolambany ny tary.Misy foana ny capacité d'adaptation arakaraka ny situation hamalina izay mitady ny anjarany.
Sanrankina letsy vatokilonjy an
diloilo coco produit bio contre oréal :-D :-D
Ande dasla aloha letsy fa rahampitso vendredi joli hanaovana revy.Hifampiaona ny vikendy fa misy fotoana kely.Okay letsy an.
14. fijo
(
28/01/2010 21:30)
nareo roalahy wa mifanaraha fa alefako any koa i ping raha tsy mahay miaina eo an
15. pikatti
(
28/01/2010 22:06)
Ny zavatra tsy azoko dia izao : maninona no tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana ?
Betsaka anie zany hoe 3mouvances izany ka hoe hitovy hevitra @ io kajikajy io e, samy manana kely avy ny t11 ny paik'ady fa indrindra i Deba mody mangingina io no tena be paika ao miandry kendry toahina fotsiny na tgv na ny mouvances hafa fa ny azy efa tsara petsapetraka ny planina, ka ao no mahasarotra izany hoe fahobe izany, ny tgv miandry fotsiny koa raha misy fôkasy de izahay ndray tsy hiara-miasa @nareo, de eo ihany maty ho azy azy ao ny Galasam
16. ANARIM
(
29/01/2010 10:08)
eo ndrindra tsika zao! sady efa bory ny karaman'ireo mampandeha ny milina administrativa!! marary ny dokotera etsy sy eroa ..... à suivre
