Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
1. zakilinina
(
07/10/2010 20:03)
07/10/2010 - Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
En direct de Madagascar
« Tonga ny ora ». Io no nanombohan'ny fiaraha-mientan'ny mpiasam-panjakana Malagasy (F3M) ny fanambarany androany. Raha ny taratasy fanentanana nataon'ireo fikambanana maro samihafa mivondrona anatin'ny F3M dia « leo ny fampandriana adrisa » izy ireo. Santionany fotsiny amin'ny fampanantenana natao azy ireo ny « grille unique, ny hofan-trano 100.000 Ar, ny volan-jaza 10.000 AR alohan'ny 26 Jona ary ny faran'ny volana Aogositra ». Efa nisy ny taratasy nalefan'izy ireo tany amin'ny fate ny 10 sy 17 Aogositra saingy tsy nahitam-baliny izany.
Amin'ireto mpiasam-panjakana ireto dia « fanaovana ankilabao sy tsinontsinona azy ireo izao fanaovana be marenina izao ». Nanapaka hevitra ary ireto mpiasam-panjakana ireto, rehefa natao ny fivoariam-be fa dia « hampitsahatra ny Asam-panjakana rehetra anomboka ny Talata 12 Oktobra izao ».

novalian'i rijadolly ny 09/10/2010 17:20
3. locl
(
08/10/2010 12:03)
alefa alefa e!!! Asio mafy amin'izay e! Ela loatra, tairo fa zahay manaraka avy eo e!
4. rijadolly
(
09/10/2010 17:20)
Tokony ho fantatra foana fa ny Krizy no olana, io rehefa Fitondrana eken' IRAISAM-PIRENENA dia mety ho azo foana izay takiana. Ilay fankatoavana aza vaomaika mihazakaza mihembotra koa inona no atao eo, ny ala any avaratra antsinanana ty efa ho ripaka, Bemolanga nafoy, Ambatovy ??????, inona no atolotra eo e? Miandry anareo Mpiasa Mpanjakana fotsiny ny vahoaka dia tsy maitsy mifanaraka ireo na tiany na tsy tiany, tsy misy afaka miziriziry intsony eo, Ny vahaolana dia ny elan' krizy fa tsy ny fitakiana ny tombotsoa tsy ho azo izany, na azo aza ny anao ny fahorian' vahoaka entinao miha marary sy mitranga lela mila hikasika ny tany.
Miala @ lalana tsy mitondra Fifamelana, Ny vahoaka Malagasy dia tso- po, mbola tsy tara.