JIOLAHY MANAFIKA MPANONGAM-PANJAKANA
1. zakilinina
(
24/08/2010 09:12)
Variana mihitsy aho rey anaka isany amin'ny afitsok'ireo jiolahy sahy manafika tranon'ny mpitondra fanjakana : mpanao politika, jeneraly sns. Dia mihevitra ve "sanatria" ireo jiolahy ireo fa vokatry ny fanonganam-panjakana no nahatonga azy ireo hahantra velona ka ho lasa jiolahy ? Izany hoe sanatria ho valifaty ve no zava-mitranga ankehitriny ?
novalian'i zakilinina ny 26/08/2010 21:31
2. andrywui
(
24/08/2010 09:23)
Ka ry zalah jiolahy ireo hono anie ry zaklinnnn ka Tim and co daholo rehefa tratra e! efa fantatra daholo ny oul nampaniraka andry zalah fa hay ry zalah mpiondana teo amin'ny magro ireny daholo ! ngah misy takona zay tsy ho hita ry zaklinn a! hita fona io rehefa manao ratsy !!! Tim be aby kay reo jiolahy mananimbohitra andro atandro be nanahary ireo !!
3. zakilinina
(
24/08/2010 14:02)
Tsy takatry andrywui ka aleo ahitsy kely anaka. Amin'izao fotoana anjakan'ny jiolahim-boto izao dia lazaina hoe mpandika lalàna avokoa ireo mpomba ny ara-dalàna : io ilay antsoin'ny reny malala hoe "le monde à l'envers". Fanina indray i andrywui tamin'iny ! Mbola tsy tara anaka fa aza manenjika intsony ny ara-dalàna.
4. swann
(
26/08/2010 07:49)
zakilinin a a! tena marina io lazain'i andrywui io fa enao koa moa diso fanatika loatra anle tim de lasa mitapi maso tokana otran'ny soavaly fa raha ny tim sy i dada anie ka nahavita zava doza teto amn tanana e ! sa tsy hain'i zakilinn ve zany e ! marina daholo ireo voalaza ireo !!
5. zakilinina
(
26/08/2010 21:31)
Ka izao anie anaka é ! Nitombo izay tsy iazy ireo jiolahy nanomboka t@ fanonganam-panjakana. Fanjakan-jioahim-boto no eto hoy R. Ranjeva. Misy diso ve ny voalazany ? Jiolahy eto; jiolahy eroa !
